ary ny tanàna rehetra any amin'ny tany lemaka sy ny fanjakana rehetra an'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona fa resin'i Mosesy izy sy ireo andrianan'ny Midianita, dia Evy sy Rekema sy Zora sy Hora ary Reba, andriana izay nanoa an'i Sihona ka nitoetra teo amin'ny tany.
các thành của xứ đồng bằng, toàn nước Si-hôn, vua dân A-mô-rít, vốn cai trị tại Hết-bôn, mà Môi-se đã đánh bại, với quan trưởng Ma-đi-an, là Ê-vi, Rê-kem, Xu-rơ, và Rê-ba, tức các quan trưởng làm chư hầu Si-hôn, và ở trong xứ.