Ary nisy hafitoana taorian'ny namelezan'i Jehovah an'i Neily.
Dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Mankanesa ao amin'i Farao, ka lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Alefaso ny oloko hanompo Ahy. Fa raha mandà ka tsy mandefa azy ianao, indro, Izaho hamely ny taninao rehetra amin'ny sahona; dia hisy sahona betsaka any Neily, ary hiakatra ireny ka hankao amin'ny tranonao sy ny trano fandrianao sy eny ambonin'ny farafaranao sy any amin'ny tranon'ny mpanomponao sy amin'ny vahoakanao ary eny amin'ny fanendasa-mofonao sy eny amin'ny vilia fanaova-mofonao. Dia ho aminao sy ny vahoakanao ary ny mpanomponao rehetra no hiakaran'ny sahona.
І минуло сім день по тому, як Господь ударив Річку. І промовив Господь до Мойсея: Іди до фараона, та й скажи йому: Так сказав Господь: Відпусти Мій народ, і нехай вони служать Мені. А коли ти відмовишся відпустити, то ось Я вдарю ввесь край твій жабами. І стане Річка роїти жаби, і вони повиходять, і ввійдуть до твого дому, і до спальної кімнати твоєї, і на ліжко твоє, і до домів рабів твоїх, і до народу твого, і до печей твоїх, і до діжок твоїх. І на тебе, і на народ твій, і на всіх рабів твоїх повилазять ці жаби.