Ary hoy Jesosy taminy: Noho ny fahakelezan'ny finoanareo ihany; fa lazaiko aminareo marina tokoa: Raha manana finoana hoatra ny voan-tsinapy iray aza ianareo ka hiteny amin'io tendrombohitra io hoe: Mifindrà erỳ , dia hifindra izy; ary tsy hisy tsy ho hainareo hatao.
,,Din pricina puţinei voastre credinţe``, le -a zis Isus. ,,Adevărat vă spun că, dacă aţi avea credinţă cît un grăunte de muştar, aţi zice muntelui acestuia: ,Mută-te de aici colo`, şi s'ar muta; nimic nu v'ar fi cu neputinţă.