Zechariah 7

Ary tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Dariosa no nahatongavan'ny tenin'i Jehovah tamin'i Zakaria, tamin'ny andro fahefatra tamin'ny volana fahasivy (Kisleva izany);
Na i te wha o nga tau o Kingi Tariuha ka puta mai te kupu a Ihowa ki a Hakaraia, i te wha o nga ra o te iwa o nga marama, ara o Kihereu.
ary Betela efa naniraka an'i Serezera sy Regema-meleka sy ny olony hifona amin'i Jehovah
Na kua unga e te hunga o Peteere a Haretere raua ko Rekeme Mereke, me a raua tangata, ki te inoi manaaki i a Ihowa,
ka hiteny amin'ny mpisoron'ny tranon'i Jehovah, Tompon'ny maro, sy amin'ny mpaminany hoe: Hitomany amin'ny volana fahadimy va aho ka hifady toy ny fanaoko tamin'ny taon-dasa ela?
A hei korero hoki ki nga tohunga o te whare o Ihowa o nga mano, ki nga poropiti hoki, hei mea, Me tangi ranei ahau i te rima o nga marama, me te wehe i ahau, me pera me taku i mea ai i enei tau ka maha?
Dia tonga tamiko ny tenin'i Jehovah, Tompon'ny maro, nanao hoe:
Na ka puta mai te kupu a Ihowa o nga mano ki ahau, ka mea,
Lazao amin'ny vahoaka rehetra amin'ny tany sy amin'ny mpisorona hoe: Raha nifady hanina sy nitomany tamin'ny volana fahadimy sy ny fahafito tamin'izao fito-polo taona izao, ianareo moa nifady ho Ahy va ianareo?
Korero ki nga tangata katoa o te whenua, ratou ko nga tohunga, mea atu, I a koutou i nohopuku ra, i tangi ra, i te rima, i te whitu o nga marama, ara i enei tau e whitu tekau, he nohopuku ranei ta koutou ki ahau? ki ahau koia?
Ary raha mihinana sy misotro ianareo. moa tsy mihinana sy misotro ho an'ny tenanareo ihany va ianareo?
A i a koutou e kai nei, e inu nei, he teka ianei ma koutou ano ta koutou e kai ai, e inu ai?
Moa tsy tokony ho nihaino ny teny izay nasain'i Jehovah nantsoin'ny mpaminany fahiny va ianareo, fony mbola nonenana sy nandry fahizay Jerosalema sy ny zana-bohiny manodidina azy, sady nonenana koa ny tany atsimo sy ny tany lemaka amoron-tsiraka?
Ehara ianei i te mea kia rongo koutou i nga kupu i karangatia e Ihowa, ara e nga poropiti o mua, i te mea e nohoia ana a Hiruharama, e noho rangatira ana, me ona pa ano a taka noa, i te mea hoki e nohoia ana te tonga me te mania?
Ary tonga tamin'i Zakaria ny tenin'i Jehovah nanao hoe:
I puta mai ano te kupu a Ihowa ki a Hakaraia, i mea,
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Manaova fitsarana marina, ary samia mifampiantra sy mifamindra fo amin'ny rahalahiny avy;
Ko te kupu tenei a Ihowa o nga mano, e mea ana, Kia pono te whakarite o te whakawa, kia puta te aroha me te tohu tangata ki tona tuakana, ki tona teina.
ary aza mampahory ny mpitondratena na ny kamboty, na ny vahiny, na ny mahantra; ary aza misy mihevitra ao am-ponareo hanisy ratsy ny rahalahinareo ianareo.
Kaua hoki e tukinotia te pouaru, te pani, te manene, te ware; kaua hoki e whakaaroa he kino i roto i o koutou ngakau ki tona tuakana, ki tona teina.
Nefa tsy nety nihaino ireny, fa nampihemotra ny sorony, ary nataony lalodalovana ny sofiny; mba tsy handre.
Heoi kihai ratou i pai ki te whakarongo, kei te whakahoki i te pokohiwi, kei te whakapuhoi i o ratou taringa kei rongo.
Eny, nanao ny fony ho mafy,toy ny diamondra Izy, mba tsy hihaino ny lalàna sy ny teny izay nampitondrain'ny Fanahin'i Jehovah, Tompon'ny maro, holazain'ny mpaminany fahiny, ka dia tonga izay fahatezerana mafy avy tamin'i Jehovah, Tompon'ny maro,
Ae ra, i meinga e ratou o ratou ngakau kia rite ki te taimana kei rongo ratou ki te ture, ki nga kupu hoki i unga atu e Ihowa o nga mano, he mea na tona wairua, na te ringa o nga poropiti o mua; na reira ka puta mai he riri nui i a Ihowa o nga m ano.
Koa toy ny niantsoan'ireny, fa tsy nohenoiny, dia ho toy izany no hiantsoany kosa, fa tsy hohenoiko, hoy Jehovah, Tompon'ny maro;
Na, i tana karangatanga, kihai ratou i rongo; waihoki ka karanga ratou, a e kore ahau e rongo, e ai ta Ihowa o nga mano:
fa haeliko amin'ny tafio-drivotra ho any amin'ny firenena rehetra izay tsy fantany izy. Toy izany no nahalao ny tany tao aoriany, ka tsy nisy olona nandroso na niverina; fa nahatonga ny tany mahafinaritra ho tany lao izy.
Otiia ka aia atu ratou e ahau ki te paroro ki waenga i nga iwi katoa kihai i mohiotia e ratou. Heoi ururua ana te whenua i muri i a ratou, te haerea, te hokia; na ratou hoki i mea te whenua ahuareka kia ururua.