Ruth 4

Ary rehefa tafakatra teo am-bavahady Boaza ka nipetraka teo, dia, indro, nandalo ilay havana mahavotra voalazany, dia hoy Boaza: Ranona iry ô! maitia kely ange; mipetraha eto. Dia nanatona izy ka nipetraka.
Na ka haere a Poaha ki te kuwaha, a noho ana i reira; na ko te whanaunga tata i korerotia ra e Poaha e haere ana. Katahi tera ka mea atu, E! ko koe tonu ia! peka mai nei ki konei noho ai. Na ka peka atu ia, a noho ana.
Dia naka folo lahy tamin'ny loholona tao an-tanàna Boaza ka nanao hoe: Mipetraha eto ianareo. Dia nipetraka ireo.
Na ka tikina e ia etahi tangata o nga kaumatua o te pa, kotahi tekau, a ka mea, E noho ki konei. Na noho ana ratou.
Dia niteny tamin'Ilay havana akaiky izy ka nanao hoe: Naomy, izay niverina avy tany amin'ny tany Moaba, dia mivarotra ny tany izay an'i Elimeleka rahalahintsika.
Na ka mea ia ki taua whanaunga tata, E hokona ana e Naomi, i haere mai nei i te whenua o Moapa, te wahi o te mara i to tatou tuakana, i a Erimereke:
Ary izaho nikasa hampandre anao hoe: Vidio eto anatrehan'izay mipetraka eto sy eto anatrehan'ny loholona amin'ny fireneko izany. Raha hanavotra ianao, dia avoty; fa raha tàhiny tsy hanavotra ianao, dia lazao amiko mba ho fantatro; fa tsy misy tokony hanavotra afa-tsy ianao, ary izaho no manarakaraka anao. Ary hoy izy: Hanavotra ihany aho.
Na ka whakaaro ahau, me whakaatu ki a koe, me te ki atu, Mau e hoko i te aroaro o nga tangata e noho nei, i te aroaro ano hoki o nga kaumatua o toku iwi. Ki te hokona e koe, hokona: a ki te kahore e hokona, korerotia mai ki ahau, kia mohio ai aha u: kahore hoki he tangata hei hoko, ko koe anake, a ko ahau to muri i a koe. Na ka mea tera, Maku e hoko.
Dia hoy Boaza: Amin'izay andro ividiananao ny tany amin'ny tànan'i Naomy, dia amin'i Rota koa, vehivavy Moabita, vadin'ny maty, no hividiananao azy, mba hamelo-maso ny anaran'ny maty ao amin'ny lovany ianao.
Katahi a Poaha ka mea, A te ra e hoko ai koe i te mara i te ringa o Naomi, e hoko ana hoki koe i a Rutu, i taua Moapi, i te wahine a te tupapaku, hei whakaara ingoa ake mo te tupapaku ki tona wahi tupu.
Fa hoy ilay havana mahavotra: Tsia, tsy mahazo manavotra ho an'ny tenako aho, fandrao mahasimba ny lovako; avoty ihany ho anao ny ahy, fa tsy mahavotra aho.
Na ka mea taua whanaunga tata, E kore e taea te hoko e ahau maku; kei he toku kainga tupu: mau taku hokonga e hoko; e kore hoki e taea te hoko e ahau.
Ary ny amin'ny fanavotana sy ny fanakalozana teo amin'ny Isiraely fahiny hahamafy ny teny rehetra dia izao: nesorin'ny lehilahy ny kirarony ka nomeny ho an'ny namany; dia vavolombelona teo amin'ny Isiraely izany.
Na, i mua ko te tikanga tenei i roto i a Iharaira mo nga hoko mai ano, mo nga whakawhiti, hei whakau mo nga mea katoa; unuhia ai e tetahi tona hu a ka hoatu ki tona hoa: a hei kaiwhakaatu tena i roto i a Iharaira.
Ary hoy ilay havana mahavotra tamin'i Boaza: Vidio ho anao izany. Dia nanaisotra ny kirarony izy.
Na ka mea taua whanaunga ki a Poaha, Mau e hoko. A unuhia ake e ia tona hu.
Ary hoy Boaza tamin'ny loholona sy ny vahoaka rehetra: Hianareo no vavolombelona androany fa efa novidiko tamin'ny tànan'i Naomy izay rehetra an'i Elimeleka sy izay rehetra an'i Kiliona sy Malona.
Na ka mea a Poaha ki nga kaumatua ratou ko te iwi katoa, He kaititiro koutou i tenei ra ki taku hokonga mai i nga mea katoa a Erimereke, i nga mea katoa ano a Kiriono, a Maharono, i roto i te ringa o Naomi;
Ary Rota koa, vehivavy Moabita, vadin'i Malona, dia lasako ho vadiko hamelo-maso ny anaran'ny maty ao amin'ny lovany, mba tsy ho faty maso ny anaran'ny maty eo amin'ny rahalahiny sy eo amin'ny vavahadin'ny fonenany; ianareo no vavolombelona androany.
Me Rutu Moapi hoki me te wahine a Maharono, kua hokona mai ia e ahau hei wahine maku, hei whakaara ingoa ake mo te tupapaku ki tona kainga tupu, kei hautopea atu te ingoa o te tupapaku i roto i ona teina, i te kuwaha ano o tona wahi; ko koutou n ga kaititiro i tenei ra.
Dia hoy ny vahoaka rehetra izay teo amin'ny vavahady sy ny loholona: Eny, vavolombelona izahay; hataon'i Jehovah tahaka an'i Rahely sy tahaka an'i Lea anie izay vehivavy efa ho tonga ao an-tranonao; fa izy roa vavy no nanangana ny tranon'ny Isiraely; ary aoka ho lehibe any Efrata anie ianao, ary halaza any Betlehema anie ny anaranao;
Na ka mea nga tangata katoa i te kuwaha, ratou ko nga kaumatua, He kaititiro matou. Ma Ihowa e mea tena wahine e hare mai na ki tou whare kia rite ki a Rahera raua ko Rea, na raua nei i tu ai te whare o Iharaira: kia nui ano hoki tau mahi i Epar ata, kia whai ingoa koe i Peterehema:
ary ho tahaka ny taranak'i Fareza, izay naterak'i Tamara tamin'i Joda, anie ny taranakao avy amin'ny zanaka izay homen'i Jehovah anao amin'ity vehivavy ity.
Hei te whare o Parete, whanau a Tamara raua ko Hura, te rite mo tou whare, ara mo te uri e homai e Ihowa ki a koe i roto i tenei kotiro.
Ary Boaza dia nampakatra an'i Rota ka nanambady azy; ary Jehovah nampanan'anaka azy, ka niteraka zazalahy izy.
Na ka tango a Poaha i a Rutu, a waiho iho ia hei wahine mana: na ka tae atu ia ki a ia, a ka meinga e Ihowa kia hapu; na kua whanau tana tama.
Ary hoy ireo vehivavy tamin'i Naomy: Isaorana anie Jehovah, Izay tsy namela anao androany tsy hanan-kavana mahavotra, ary aoka halaza ny anarany eo amin'ny Isiraely.
Na ka mea nga wahine ki a Naomi, Kia whakapaingia a Ihowa, kihai nei i waiho i a koe i tenei ra kia hapa i tetahi whanaunga tata: kia rangona ano tona ingoa i roto i a Iharaira.
Dia hamelona ny ainao sy hitaiza anao izy, rehefa antitra ianao; fa niteraka azy ny vinantonaovavy, izay tia anao, ilay tsara lavitra aminao mihoatra noho ny zanaka fito lahy.
Mana hoki tou wairua e whakahoki ake, ko ia hoki hei atawahi mo tou ruruhitanga: he whanau hoki ia na tau hunaonga e aroha nei ki a koe, he nui ke nei tona pai ki a koe i to nga tama tokowhitu.
Dia nandray ny zaza Naomy ka nitrotro azy, dia tonga mpitaiza azy.
Na ka tango a Naomi i taua tamaiti, a whakatakotoria ana ki tona uma, a ko ia hei kaihikihiki mona.
Ary ny vehivavy namany nifidy ny anarany ka nanao hoe: Misy zazalahy teraka ho an'i Naomy; ary ny anarany nataony hoe Obeda; izy no rain'i Jese, rain'i Davida.
Na huaina ana he ingoa mona e nga wahine e noho tata ana; i mea ratou, Kua whanau tetahi tamaiti ma Naomi; na huaina ana e ratou tona ingoa ko Opere. Ko te papa tenei o Hehe, papa o Rawiri.
Ary izao no taranak'i Fareza: Fareza niteraka an'i Hezrona;
Na ko nga whakatupuranga enei o Parete: na Parete ko Heterono.
ary Hezrona niteraka an'i Rama; ary Rama niteraka an'i Aminadaba;
Na Heterono ko Rame: na Rame ko Aminarapa,
ary Aminadaba niteraka an'i Nasona; ary Nasona niteraka an'i Salmona;
Na Aminarapa ko Nahahona: na Nahahona ko Haramono,
ary Salmona niteraka an'i Boaza; ary Boaza niteraka an'i Obeda;
Na Haramono ko Poaha: na Poaha ko Opere,
ary Obeda niteraka an'i Jese; ary Jese niteraka an'i Davida.
Na Opere ko Hehe: na Hehe ko Rawiri.