Psalms 33

Mihobia ho an'i Jehovah ianareo, ry olo-marina; fa mendrika hataon'ny olo-mahitsy ny fiderana.
Kia hari ki a Ihowa, e te hunga tika: he mea ataahua te whakamoemiti ma te hunga kore he.
Miderà an'i Jehovah amin'ny lokanga; mankalazà Azy amin'ny valiha tory folo.
Whakamoemiti ki a Ihowa i runga i te hapa; himene ki a ia i runga i te hatere kotahi tekau nei nga aho.
Mihirà fihiram-baovao ho Azy; mitendre tsara amin'ny feo fifaliana.
Waiatatia ki a ia he waiata hou: kia tika te whakatangi, kia nui te reo.
Fa mahitsy ny tenin'i Jehovah, ary ny asany rehetra dia mahatoky avokoa.
No te mea he tika te kupu a Ihowa, a kei runga i te pono ana mahi katoa.
Tia fahamarinana sy rariny Izy; henika ny famindram-pon'i Jehovah ny tany.
E paingia ana e ia te tika me te whakawa: ki tonu te whenua i te atawhai a Ihowa.
Ny tenin'i Jehovah no nanaovana ny lanitra; ary ny fofonain'ny vavany no nanaovana ny hamaroany rehetra.
Na te kupu a Ihowa nga rangi i hanga; ko nga mano katoa hoki o reira na te ha o tona mangai.
Mampiavosa ny rano ao an-dranomasina ho toy ny antontan-javatra Izy; mitahiry ny rano lalina ao an-trano fitehirizana Izy.
He mea huihui e ia nga wai o te moana, ano he puranga; he mea whawhao e ia te rire ki nga pakoro.
Aoka hatahotra an'i Jehovah ny tany rehetra; aoka hangovitra eo anatrehany ny mponina rehetra amin'izao tontolo izao.
Kia wehi te whenua katoa ki a Ihowa; kia ohooho nga tangata katoa o te ao ki a ia.
Fa Izy no niteny dia ary izany; Izy no nandidy, dia nitoetra mafy izany.
I ki hoki ia, a kua oti: i whakahau, a tu tonu iho.
Jehovah mahafoana ny fisainan'ny firenen-tsamy hafa; Mahatsinontsinona ny hevitry ny olona Izy.
E whakataka ana e Ihowa te whakaaro o nga tauiwi: e whakakahoretia ana e ia nga meatanga a nga iwi.
Ny fisainan'i Jehovah maharitra mandrakizay, ny hevitry ny fony mahatratra ny taranaka fara mandimby.
Ko te whakaaro o Ihowa, tu tonu ake ake; ko nga meatanga a tona ngakau kei tena whakatupuranga, kei tena whakatupuranga.
Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny, dia ny olona nofidiny ho lovany.
Ka hari te iwi no ratou nei Atua a Ihowa, te iwi kua whiriwhiria e ia hei taonga tupu mona.
Eny an-danitra no itsinjovan'i Jehovah, mijery ny zanak'olombelona rehetra Izy;
E titiro iho ana a Ihowa i te rangi: e kite ana ia i nga tama katoa a te tangata.
Eo amin'ny fonenany no ijereny ny mponina rehetra ambonin'ny tany,
Kei tona wahi nohoanga ia e matakitaki iho ana ki nga tangata katoa o te whenua.
Dia Izy Mpamorona ny fon'izy rehetra sy Mpamantatra ny asany rehetra.
Nana i hanga nga ngakau o ratou katoa, e mohiotia ana e ia a ratou mahi katoa.
Tsy misy mpanjaka voavonjin'ny hamaroan'ny miaramilany; ny olo-mahery tsy voavonjin'ny haben'ny heriny.
E kore tetahi kingi e ora i te nui o te ope, e kore e ora te marohirohi i te nui o te kaha.
Ny soavaly tsy azo itokiana ho famonjena, ary tsy mahavonjy ny haben'ny heriny.
He mea teka te hoiho hei whakaora; ehara ano tona kaha nui i te mea e mawhiti ai.
Indro, ny mason'i Jehovah mitsinjo izay matahotra Azy, dia izay manantena ny famindram-pony,
Nana, kei runga i te hunga e wehi ana i a ia te kanohi o Ihowa, kei te hunga e tumanako ana ki tana mahi tohu;
mba hanafaka ny fanahiny amin'ny fahafatesana, sy hamelona azy, raha misy mosary.
Hei whakaora i o ratou wairua kei mate, hei mea i a ratou kia ora i te wa o te hemokai.
Ny fanahintsika miandry an'i Jehovah; famonjena antsika sy ampingantsika Izy.
Kua tatari nei o tatou wairua ki a Ihowa; ko ia to tatou kaiawhina, to tatou whakangungu rakau.
Fa Izy no ifalian'ny fontsika, satria ny anarany masina no itokiantsika.
Hari tonu to tatou ngakau ki a ia; no tatou hoki i whakawhirinaki ki tona ingoa tapu.
Jehovah ô, aoka ny famindram-ponao hitoetra aminay araka ny anantenanay Anao.
E Ihowa, hei runga i a matou tau mahi tohu; kia rite hoki ki ta matou tumanako ki a koe.