Psalms 127

Fihirana fiakarana. Nataon'i Solomona. Raha tsy Jehovah no manao ny trano, Dia miasa foana ny mpanao azy. Raha tsy Jehovah no miambina ny tanàna, Dia miari-tory foana ny mpiambina.
He waiata; he pikitanga. Na Horomona. Ki te kore e hanga e Ihowa te whare, he maumau mahi ta nga kaihanga; ki te kore e tiakina e Ihowa te pa, maumau mataara noa te kaitiaki.
Zava-poana ho anareo ny mifoha maraina Sy ny alim-pandry Ka homana ny hanina azo amin'ny fahasahiranana; Izany anefa dia omeny ihany ho an'ny malalany, na dia matory aza izy.
He maumau to koutou ara wawe, to koutou noho roa i te po, ta koutou kai i te taro o te mauiui: ko tana moe tena ka homai nei ki tana e aroha ai.
Indro, lova avy amin'i Jehovah ny zanaka maro; Tamby ny ateraky ny kibo.
Na he taonga pumau na Ihowa nga tamariki, ko nga hua ano o te kopu tana utu.
Tahaka ny zana-tsipìka eo an-tànan'ny mahery Ny zanaky ny fahatanorana.
E rite ana ki nga pere i te ringaringa o te tangata kaha te whanau o te taitamarikitanga.
Sambatra izay mameno ny tranon-jana-tsipìkany amin'ireny; Tsy ho menatra ireny, raha mifamaly amin'ny fahavalo eo am-bavahady.
Ka hari te tangata kua ki nei tana papa pere i a ratou: e kore ratou e whakama, ina korero ki o ratou hoariri i te kuwaha.