Psalms 126

Fihirana fiakarana. Fony Jehovah nampody an'i Ziona avy tamin'ny fahababoany, Dia tahaka izay nanonofy isika.
He waiata; he pikitanga. I ta Ihowa whakahokinga mai i nga pononga o Hiona i rite matou ki te hunga e moehewa ana.
Fahizay dia feno hehy ny vavantsika Sy fihobiana ny lelantsika; Dia natao tany amin'ny Jentilisa hoe: Zava-dehibe no nataon'i Jehovah ho an'ireny.
Katahi to matou mangai ka ki i te kata, to matou arero hoki i te waiata: katahi ka korerotia i roto i nga tauiwi, He nui nga mahi a Ihowa ki a ratou.
Eny, zava-dehibe no nataon'i Jehovah ho antsika, Ka dia faly isika.
He mea nunui a Ihowa i mea ai mo tatou, a e koa ana tatou.
Tanteraho, Jehovah รด, ny ham-podiana anay avy amin'ny fahababoana, Tahaka ny fiverenan'ny riaka any amin'ny tany atsimo.
E Ihowa, whakahokia matou i te whakarau: kia pera me nga awa o te tonga.
Izay mamafy am-pitomaniana Dia hijinja am-pifaliana.
Ko te hunga e rui ana i runga i te roimata, ka kokoti i runga i te hari.
Mandeha mitomany mitondra ny voa afafiny izy, Fa hiverina mitondra ny amboarany amin'ny fihobiana kosa.
Ahakoa haere tangi atu ia me te kawe i ana purapura hei whakatokanga; tera ia e haere hari mai ano me te mau mai i ana paihere.