Psalms 1

Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'ny lalana falehan'ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin'ny fipetrahan'ny mpaniratsira;
Ka hari te tangata kahore nei e haere i te whakaaro o te tangata kino, a kahore e tu i te ara o te hunga hara, kahore ano e noho i te nohoanga o te hunga whakahi.
Fa ny lalàn'i Jehovah no sitrany; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman'alina.
Engari ko te ture a Ihowa tana e whakaahuareka ai; kei tona ture ona whakaaro i te ao, i te po.
Dia tahaka ny hazo ambolena eo amoron'ny rano velona izy, izay mamoa amin'ny fotoany, ny raviny koa tsy mba malazo; ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa.
E rite hoki ia ki te rakau i whakatokia ki te taha o nga awa wai, e whai hua nei i te po e hua ai: e kore tona rau e memenga; a ka pono ana mea katoa e mea ai ia.
Fa tsy mba toy izany ny ratsy fanahy fa toy ny akofa aelin'ny rivotra izy.
E kore e pera nga tangata kino; engari ka rite ki te papapa e aia ana e te hau.
Ary noho izany ny ratsy fanahy dia tsy hahajanona eo amin'ny fitsarana, na ny mpanota eo amin'ny fiangonan'ny marina.
Ae ra, e kore e tu te hunga kino i te whakawakanga, me te hunga hara i te whakaminenga o te hunga tika.
Fa fantatr'i Jehovah ny lalan'ny marina, fa ny lalan'ny ratsy fanahy kosa dia mankany amin'ny fahaverezana.
E matau ana hoki a Ihowa ki te ara o te hunga tika: ko te ara ia o te hunga kino e ngaro.