Numbers 34

Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:
I korero ano a Ihowa ki a Mohi, i mea,
Mandidia ny Zanak'Isiraely hoe: Raha tonga any amin'ny tany Kanana ianareo, dia izao no tany izay ho azonareo ho lova, dia ny tany Kanana araka izay fari-taniny.
Whakahaua nga tama a Iharaira, mea atu ki a ratou, E tae koutou ki te whenua o Kanaana; ko te whenua tenei e riro i a koutou hei kainga tupu, ara te whenua o Kanaana, me ona rohe:
Ary ny lafiny atsimo amin'ny taninareo dia hatramin'ny efitra Zina, izay mifanolotra amin'i Edoma. Ary ny fari-taninareo atsimo dia hatramin'ny faran'ny Ranomasin-tsira any atsinanana,
Na kei te koraha o Hini te taha ki a koutou whaka te tonga, haere tonu i te rohe o Eroma; a hei rohe ki a koutou ki te tonga te pito rawa o te moana Tote, whaka te rawhiti:
dia miolaka eo atsimon'ny fiakarana Akrabima, dia mandroso hatrany Zina, dia mahazo any atsimon'i Kadesibarnea, dia mahazo an'i Hazar-adara ka mandroso hatrany Azmona,
Na ka piko to koutou rohe i te tonga ki te pikitanga o Akarapimi, a whiti tonu ki Hini: na, ka rere i te tonga, a Kareheparenga, haere, a Hataraarara, whiti tonu atu ki Atamono:
ary miolaka hatrany Azmona ka hatramin'ny lohasahan-driak'i Egypta, ka dia mihatra amin'ny ranomasina.
Na ka piko te rohe i Atamono, a te awa o Ihipa, a marere atu ki te moana.
Ary ny amin'ny fari-tany andrefana, dia indro ny Ranomasina Lehibe sy ny amorony, ka hatreo no ho fari-taninareo andrefana.
Na, ko te rohe ki te hauauru, ko te moana nui me tona rohe; ko to koutou rohe ki te hauauru tenei.
Ary izao no ho fari-taninareo avaratra: hatramin'ny Ranomasina Lehibe dia aoka ny tendrombohitra Hora no hotandrifinareo;
A ko tenei to koutou rohe ki te raki: me whakatakoto e koutou i te moana nui ki Maunga Horo:
ary hatramin'ny tendrombohitra Hora dia aoka ny lalana mankany Hamata no hotandrifinareo, ary aoka ny fari-tany hahazo an'i Zedada,
Me whakatakoto ano hoki i Maunga Horo ki te haerenga atu ki Hamata; a kei Terara nga putanga atu o te rohe:
dia hahazo an'i Zifrona, ka dia hihatra an'i Hazar-enana; izany no ho faritaninareo avaratra.
A ka tae te rohe ki Tipirono, a kei Hataraenana ona putanga atu; ko te rohe tenei ki a koutou whaka te raki.
Ary ny ho fari-taninareo atsinanana dia ampifanitsio amin'i Hazar-enana ka hatrany Sefama,
Me whakatakoto ano to koutou rohe ki te rawhiti i Hataraenana ki Hepama:
dia hidina hatrany Sefama ka hatrany Ribla any atsinanan'i Aina, dia mbola hidina ihany koa ka hipaka amin'ny Ranomasin'i Kinereta atsinanana,
A ka haere te rohe ki raro i Hepama ki Ripira, ki te taha ki te rawhiti o Aina; a ka haere tonu te rohe ki raro, a ka tae ki te taha o te moana o Kinereta whaka te rawhiti:
dia hidina ihany indray hatrany Jordana, ka dia hihatra amin'ny Ranomasin-tsira. Izany no ho taninareo araka ny fari-taniny manodidina.
A ka haere te rohe ki Horano, a kei te moana tote ona putanga: ko te whenua tenei mo koutou, me ona rohe a tawhio noa.
Ary Mosesy nandidy ny Zanak'Isiraely ka nanao hoe: Izany no tany izay hozarainareo araka ny filokana, dia izay andidian'i Jehovah homena ny firenena sivy sy sasany;
Na ka whakahau a Mohi i nga tama a Iharaira, ka mea, Ko te whenua tenei e rotarotatia hei kainga pumau mo koutou, ko ta Ihowa i whakahau ai kia hoatu ki nga iwi e iwa, ki tetahi taanga hoki o tetahi iwi:
fa ny firenena taranak'i Robena araka ny fianakaviany sy ny firenena taranak'i Gada araka ny fianakaviany dia efa nandray ny zara-taniny, ary ny antsasaky ny firenen'i Manase koa dia efa nandray ny zara-taniny;
Kua whiwhi hoki te iwi o nga tama a Reupena, nga whare o o ratou matua, me te iwi o nga tama a Kara, nga whare o o ratou matua; kua whiwhi ano tetahi taanga o te iwi o Manahi ki to ratou wahi:
dia ny firenena roa sy sasany samy efa nandray ny zara-taniny atỳ an-dafy atsinanan'i Jordana, hitsin'i Jeriko, tandrifin'ny fiposahan'ny masoandro.
Kua whiwhi nga iwi e rua me tetahi taanga o tetahi iwi ki to ratou wahi i tenei taha o Horano, e anga ana ki Heriko whaka te rawhiti, ki te putanga mai o te ra.
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:
I korero ano a Ihowa ki a Mohi, i mea,
Izao no anaran'ny lehilahy izay hizara ny tany ho anareo: Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak'i Nona.
Ko nga ingoa enei o nga kaituwha i te whenua mo koutou: ko Ereatara tohunga raua ko Hohua tama a Nunu.
Ary loholona iray avy amin'ny isam-pirenena koa no halainareo hizara ny tany.
Me tango ano tetahi rangatira o tenei iwi, o tenei iwi, hei tuwha mo te whenua.
Ary izao no anaran'ireo lehilahy ireo: ny avy amin'ny firenen'i Joda dia Kaleba, zanak'i Jefone;
A ko nga ingoa o aua tangata: ko Karepe tama a Iepune o te iwi o Hura.
ary ny avy amin'ny firenena taranak'i Simeona dia Semoela, zanak'i Amihoda;
A, ko to te iwi o nga tama a Himiona, ko Hemuere tama a Amihuru.
ary ny avy amin'ny firenen'i Benjamina dia Elidada, zanak'i Kislona;
Ko to te iwi o Pineamine, ko Erirara tama a Kihirono.
ary ny lohan'ny firenena taranak'i Dana dia Boky, zanak'i Jogly;
Ko te rangatira hoki o te iwi o nga tama a Rana, ko Puki tama a Iokiri.
ary ny avy amin'ny taranak'i Josefa: ny lohan'ny firenena taranak'i Manase dia Haniela, zanak'i Efoda;
Ko te rangatira o nga tama a Hohepa, ara o te iwi o nga tama a Manahi, ko Haniere tama a Epora.
ary ny lohan'ny firenena taranak'i Efraima dia Kemoela, zanak'i Siftana;
Ko te rangatira o te iwi o nga tama a Eparaima, ko Kemuere tama a Hipitana.
ary ny lohan'ny firenena taranak'i Zebolona dia Elizafana, zanak'i Parnaka;
Ko te rangatira o te iwi o nga tama a Hepurona, ko Eritapana tama a Paranaka.
ary ny lohan'ny firenena taranak'Isakara dia Paltiela, zanak'i Azana;
Ko te rangatira o te iwi o nga tama a Ihakara, ko Paratiere tama a Atana.
ary ny lohan'ny firenena taranak'i Asera dia Ahihoda, zanak'i Selomy;
Ko te rangatira o te iwi o nga tama a Ahera, ko Ahihuru tama a Heromi.
ary ny lohan'ny firenena taranak'i Naftaly dia Pedahela, zanak'i Amihoda.
Ko te rangatira o te iwi o nga tama a Napatari, ko Perahere tama a Amihuru.
Ireo no nodidian'i Jehovah hizara ny tany Kanana ho an'ny Zanak'Isiraely.
Ko enei a Ihowa i whakahau ai hei tuwha i te kainga mo nga tama a Iharaira i te whenua o Kanaana.