ary holazainy amin'ny monina eo amin'ity tany ity izany; ary efa reny fa Hianao Jehovah no eto amin'ity firenena ity, ary Hianao Jehovah no hita mifanatrika, ary ny rahonao mijanona eo amboniny, ary Hianao no mitarika azy eo aloha amin'ny andri-rahona nony andro, ary amin'ny andri-afo nony alina.
Na ka korero ratou ki nga tangata o tenei whenua: kua rongo hoki ratou kei roto koe, e Ihowa, i tenei iwi: e kitea ana ano koe e Ihowa, titiro atu, titiro mai, e tu ana hoki tou kapua i runga i a ratou, e haere ana hoki koe i mua i a ratou i rot o i te pou kapua i te awatea, i roto hoki i te pou ahi i te po.