Nehemiah 7

Ary nony vita ny manda, ka voalatsako ny lela-vavahady, sady voatendry ny mpiandry varavarana sy ny mpihira ary ny Levita,
Nawai a kua oti te taiepa te hanga, kua whakaturia nga tatau, kua whakaritea ano nga kaitiaki kuwaha, nga kaiwaiata, me nga Riwaiti.
dia notendreko Hanany rahalahiko sy Hanania, lehiben'ny tao an-dapa, hitandrina an'i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an'Andriamanitra mihoatra noho ny maro.
Na ka tukua e ahau nga tikanga mo Hiruharama ki toku teina, ki a Hanani raua ko Hanania rangatira o te whare rangatira: he tangata pono hoki ia, a nui atu i to te tokomaha tona wehi ki te Atua.
Koa hoy izaho tamin'ireo: Aza avela hovohana ny vavahadin'i Jerosalema mandra-pahafanan'ny andro; ary raha mbola milanona eo ny mpiambina, dia aoka harindriny ny varavarana, ka hidionareo; ary manendre mpiambina avy amin'izay monina ato Jerosalema ihany samy ho eo amin'ny fiambenany avy, dia samy ho eo amin'ny tandrifin'ny tranony avy.
I ki atu ahau ki a raua, Kaua e whakatuwheratia nga kuwaha o Hiruharama, kia mahana ra ano te ra; i a raua e tu ana, e tiaki ana, me tutaki e raua nga tatau, ka whakau hoki. Me whakatu ano he kaitiaki i roto i nga tangata o Hiruharama, ki tana wa hi e tiaki ai, ki te ritenga o tona whare, o tona whare.
Ary malalaka sy lehibe ny tanàna, nefa vitsy olona, sady tsy mbola vita ny trano.
Na he wharahi, he nui te pa, he torutoru ia nga tangata o roto; kahore hoki nga whare kia hanga.
Ary nomen'Andriamanitro hevitra aho hamory ny manan-kaja sy ny mpanapaka mbamin'ny vahoaka, mba halaina isa araka ny firazanany avy ireo. Ary hitako ny taratasy filazana ny firazanan'izay niakatra voalohany, ka izao no hitako voasoratra tao:
Na ka homai e toku Atua ki roto ki toku ngakau kia huihuia nga rangatira, me nga tangata rarahi, me te iwi, kia whakapapa ai ratou. I kitea hoki e ahau te pukapuka whakapapa o te hunga i haere mai i te timatanga; i kitea ano kua tuhituhia ki roto,
Izao no lehilahy amin'izany tany izany, izay niakatra avy tamin'ny fahababoana, dia ireo nobaboin'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, fa niverina tany Jerosalema sy Joda izy, samy ho any an-tanànany avy,
Ko nga tama enei o te kawanatanga i haere mai i te whakarau, no te hunga i whakahekea, no era i whakahekea atu e Nepukaneha kingi o Papurona, a hoki ana ki Hiruharama, ki Hura; ki tona pa, ki tona pa;
dia ny olona izay niaraka tamin'i Zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Azaria sy Ramia sy Nahanany sy Mordekay sy Bilsana sy Mispereta sy Bigvay sy Nehoma ary Bana: Ary ny isan'ny lehilahy tamin'ny Isiraely dia izao:
I haere mai ratou ko Herupapera, ko Hehua, ko Nehemia, ko Ataria, ko Raamia, ko Nahamani, ko Mororekai, ko Pirihana, ko Mihiperete, ko Pikiwai, ko Nehumu, ko Paana. Ko te tokomaha tenei o nga tangata o te iwi o Iharaira:
Ny taranak'i Parosy dia roa amby fito-polo amby zato sy roa arivo;
Ko nga tama a Paroho, e rua mano kotahi rau e whitu tekau ma rua.
ny taranak'i Sefatia dia roa amby fito-polo amby telon-jato;
Ko nga tama a Hepatia, e toru rau e whitu tekau ma rua.
ny taranak'i Ara dia roa amby dimam-polo amby enin-jato;
Ko nga tama a Araha, e ono rau e rima tekau ma rua.
ny taranak'i Pahatamoaba, dia avy tamin'ny zanak'i Jesoa sy Joaba, dia valo ambin'ny folo amby valon-jato sy roa arivo;
Ko nga tama a Pahata Moapa, no nga tama a Henue raua ko Ioapa, e rua mano e waru rau kotahi tekau ma waru.
ny taranak'i Elama dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;
Ko nga tama a Erama, kotahi mano e rua rau e rima tekau ma wha.
ny taranak'i Zato dia dimy amby efa-polo amby valon-jato;
Ko nga tama a Tatu, e waru rau e wha tekau ma rima.
ny taranak'i Zakay dia enim-polo amby fiton-jato;
Ko nga tama a Takai, e whitu rau e ono tekau.
ny taranak'i Binoy dia valo amby efa-polo amby enin-jato;
Ko nga tama a Pinui, e ono rau e wha tekau ma waru.
ny taranak'i Bebay dia valo amby roa-polo amby enin-jato;
Ko nga tama a Pepai, e ono rau e rua tekau ma waru.
ny taranak'Azgada dia roa amby roa-polo amby telon-jato amby roa arivo;
Ko nga tama a Atakara, e rua mano e toru rau e rua tekau ma rua.
ny zanak'i Adonikama dia fito amby enim-polo amby enin-jato;
Ko nga tama a Aronikama, e ono rau e ono tekau ma whitu.
ny taranak'i Bigvay dia fito amby enim-polo sy roa arivo;
Ko nga tama a Pikiwai, e rua mano e ono tekau ma whitu.
ny taranak'i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
Ko nga tama a Arini, e ono rau e rima tekau ma rima.
ny taranak'i Atera, avy tamin'i Hezekia, dia valo amby sivi-folo;
Ko nga tama a Atere, a Hetekia, e iwa tekau ma waru.
ny taranak'i Hasoma dia valo amby roa-polo amby telon-jato;
Ko nga tama a Hahumu, e toru rau e rua tekau ma waru.
ny taranak'i Bezay dia efatra amby roa-polo amby telon-jato;
Ko nga tama a Petai, e toru rau e rua tekau ma wha.
ny taranak'i Harifa dia roa ambin'ny folo amby zato;
Ko nga tama a Haripi, kotahi rau kotahi tekau ma rua.
ny taranak'i Gibeona dia dimy amby sivi-folo.
Ko nga tama a Kipeono, e iwa tekau ma rima.
Ny mponina tany Betlehema sy Netofa dia valo amby valo-polo amby zato;
Ko nga tangata o Peterehema, o Netopa, kotahi rau e waru tekau ma waru.
ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato;
Ko nga tangata o Anatoto, kotahi rau e rua tekau ma waru.
ny mponina tany Bet-azmaveta dia roa amby efa-polo;
Ko nga tangata o Pete Atamawete, e wha tekau ma rua.
ny mponina tany Kiriata-jearima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato;
Ko nga tangata o Kiriata Tearimi, o Kepira, o Peeroto, e whitu rau e wha tekau ma toru.
ny mponina tany Rama sy Geva dia iraika amby roa-polo amby enin-jato;
Ko nga tangata o Rama, o Kapa, e ono rau e rua tekau me tahi.
ny mponina tany Mikmasy dia roa amby roa-polo amby zato;
Ko nga tangata o Mikimaha, kotahi rau e rua tekau ma rua.
ny mponina tany Betela sy Ay dia telo amby roa-polo amby zato;
Ko nga tangata o Peteere, o Hai, kotahi rau e rua tekau ma toru.
ny mponina tany amin'ilay Nebo anankiray dia roa amby dimam-polo;
Ko nga tangata o tera atu Nepo, e rima tekau ma rua.
ny zanak'ilay Elama anankiray dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;
Ko nga tama a tera atu Erama, kotahi mano e rua rau e rima tekau ma wha.
ny zanak'i Harima dia roa-polo amby telon-jato;
Ko nga tama a Harimi, e toru rau e rua tekau.
ny zanak'i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato;
Ko nga tama a Heriko, e toru rau e wha tekau ma rima.
ny zanak'i Loda sy Hadida ary Ono dia iraika amby roa-polo amby fiton-jato;
Ko nga tama a Roro, a Hariri, a Ono, e whitu rau e rua tekau ma tahi.
ny zanak'i Sena dia telo-polo amby sivin-jato sy telo arivo.
Ko nga tama a Henaa, e toru mano e iwa rau e toru tekau.
Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak'i Jedaia, avy tamin'ny mpianakavin'i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;
Ko nga tohunga: ko nga tama a Ieraia, no te whare o Hehua, e iwa rua e whitu tekau ma toru.
ny taranak'Imera, dia roa amby dimam-polo amby arivo;
Ko nga tama a Imere, kotahi mano e rima tekau ma rua.
ny taranak'i Pasora dia fito amby efa-polo amby roan-jato sy arivo;
Ko nga tama a Pahuru, kotahi mano e rua rau e wha tekau ma whitu.
ny taranak'i Harima dia fito ambin'ny folo sy arivo.
Ko nga tama a Harimi, kotahi mano kotahi tekau ma whitu.
Ary ny Levita koa dia izao: Ny zanak'i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin'ny zanak'i Hodavia, dia efatra amby fito-polo.
Ko nga Riwaiti: ko nga tama a Henua, a Karamiere, no nga tama ano hoki a Horewa, e whitu tekau ma wha.
Ary ny mpihira koa dia izao: Ny taranak'i Asafa dia valo amby efa-polo amby zato.
Ko nga kaiwaiata: ko nga tama a Ahapa, kotahi rau e wha tekau ma waru.
Ary ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak'i Saloma, ny taranak'i Atera, ny taranak'i Talmona, ny taranak'i Akoba, ny taranak'i Hatita, ny taranak'i Sobay, dia valo amby telo-polo amby zato.
Ko nga kaitiaki kuwaha: ko nga tama a Harumu, ko nga tama a Atere, ko nga tama a Taramono, ko nga tama a Akupu, ko nga tama a Hatita, ko nga tama a Hopai, kotahi rau e toru tekau ma waru.
Ary ny Netinima koa dia izao: Ny taranak'i Ziha, ny taranak'i Hasofa, ny taranak'i Tabaota,
Ko nga Netinimi: ko nga tama a Tiha, ko nga tama a Hahupa, ko nga tama a Tapaoto,
ny taranak'i Kerosa, ny taranak'i Sia, ny taranak'i Padona,
Ko nga tama a Keroho, ko nga tama a Hia, ko nga tama a Parono,
ny taranak'i Lebana, ny taranak'i Hagaba, ny taranak'i Salmay,
Ko nga tama a Repana, ko nga tama a Hakapa, ko nga tama a Haramai,
ny taranak'i Hanana, ny taranak'i Gidela, ny taranak'i Gahara,
Ko nga tama a Hanana, ko nga tama a Kirere, ko nga tama a Kahara,
ny taranak'i Reaia, ny taranak'i Rezina, ny taranak'i Nekoda,
Ko nga tama a Reaia, ko nga tama a Retini, ko nga tama a Nekora,
ny taranak'i Gazama, ny taranak'i Oza, ny taranak'i Pasea,
Ko nga tama a Katama, ko nga tama a Uha, ko nga tama a Pahea,
ny taranak'i Besay, ny taranaky ny Meonita, ny taranaky ny Nefisita,
Ko nga tama a Pehia, ko nga tama a Meunimi, ko nga tama a Nepihehimi,
ny taranak'i Bakboka, ny taranak'i Hakafa, ny taranak'i Harora,
Ko nga tama a Pakapuku, ko nga tama a Hakupa, ko nga tama a Harahuru,
ny taranak'i Bazlita, ny taranak'i Mehida, ny taranak'i Harsa,
Ko nga tama a Patariti, ko nga tama a Mehira, ko nga tama a Haraha,
ny taranak'i Barkosa, ny taranak'i Sisera, ny taranak'i Tema,
Ko nga tama a Parakoho, ko nga tama a Hihera, ko nga tama a Tamaha,
ny taranak'i Nezia, ny taranak'i Hatifa.
Ko nga tama a Netia, ko nga tama a Hatipa.
Ary ny taranaky ny mpanompon'i Solomona koa dia izao: Ny taranak'i Sotahy, ny taranak'i Sofereta, ny zanak'i Perida,
Ko nga tama a nga pononga a Horomona: ko nga tama a Hotai, ko nga tama a Hoperete, ko nga tama a Perira,
ny taranak'i Jala, ny taranak'i Darkona, ny taranak'i Gidela,
Ko nga tama a Taara, ko nga tama a Tarakono, ko nga tama a Kirere,
ny taranak'i Sefatia, ny taranak'i Hatila, ny taranak'i Pokereta-hazebaima, ny taranak'i Amona.
Ko nga tama a Hepatia, ko nga tama a Hatiri, ko nga tama a Pokerete o Tepaimi, ko nga tama a Amono.
Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon'i Solomona dia roa amby sivi-folo amby telon-jato.
Ko nga Netinimi katoa, ratou ko nga tama a nga pononga a Horomona, e toru rau e iwa tekau ma rua.
Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy Adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin'ny Isiraely na tsia, izy):
Ko enei i haere mai i Teremera, i Terehareha, i Kerupu, i Arono, i Imere: otiia kihai i taea e ratou te whakaatu te whare o o ratou papa, to ratou kawei, no Iharaira ranei ratou;
ny taranak'i Delaia, ny taranak'i Tobia, ny taranak'i Nekoda, roa amby efa-polo amby enin-jato.
Ara ko nga tama a Teraia, ko nga tama a Topia, ko nga tama a Nekora, e ono rau e wha tekau ma rua.
Ary ny avy tamin'ny mpisorona dia izao: Ny taranak'i Hobaia, ny taranak'i Hakoza, ny taranak'i Barzilay; nampaka-bady avy tamin'ny zanakavavin'i Barzilay Gileadita io ka notononina araka ny anarany.
O nga tohunga hoki: ko nga tama a Hapaia, ko nga tama a Koto, ko nga tama a Paratirai, i tango nei i tetahi o nga tamahine a Paratirai Kireari hei wahine mana, a ka huaina to ratou ingoa ki a ia.
Ireo dia nitady ny soratra filazana ny razany, fa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin'ny fisoronana.
I rapua e enei te whakapapa o o ratou tupuna i roto i te hunga kua oti te whakapapa; heoi kihai i kitea: na reira i kiia ai ratou he poke, i mutu ake ai to ratou tohungatanga.
Ary ny governora nilaza fa tsy mahazo mihinana ny zava-masina indrindra izy mandra-pitsangan'izay mpisorona anankiray mitondra ny Orima sy Tomima.
Na ka mea te kawana ki a ratou, kia kaua ratou e kai i nga mea tapu rawa, kia ara ake ra ano tetahi tohunga, kei a ia nga Urimi me nga Tumime.
Ny tontalin'ny olona rehetra dia enim-polo amby telon-jato amby roa arivo sy efatra alina,
Ko te whakaminenga katoa, ki te huihuia, e wha tekau ma rua mano, e toru rau e ono tekau,
afa-tsy ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny fito amby telo-polo amby telon-jato sy fito arivo; ary nanana mpihiralahy sy mpihiravavy dimy amby efa-polo amby roan-jato izy;
Haunga a ratou pononga tane, a ratou pononga wahine, e whitu mano o enei e toru rau e toru tekau ma whitu: i a ratou ano he kaiwaiata, he tane, he wahine, e rua rau e wha tekau ma rima.
ny soavaliny dia enina amby telo-polo amby fiton-jato; ny ampondrany dia dimy amby efa-polo amby roan-jato;
Ko o ratou hoiho, e whitu rau e toru tekau ma ono: ko o ratou muera, e rua rau e wha tekau ma rima.
ny ramevany dia dimy amby telo-polo amby efa-jato; ny borikiny dia roa-polo amby fiton-jato sy enina arivo.
E wha rau e toru tekau ma rima nga kamera: ko nga kaihe, e ono mano e whitu rau e rua tekau.
Ary ny sasany tamin'ny lohan ny fianakaviana dia nahafoy hanaovana ny asa. Ny governora nanome darika volamena arivo sy lovia famafazana dimam-polo sy akanjo-mpisorona telo-polo amby dimam-jato ho ao amin'ny rakitra.
Na i homai ano e etahi o nga ariki o nga whare o nga matua he mea mo te mahi. Ta te kawana i homai ai ki roto ki nga taonga, kotahi mano tarami koura, e rima tekau peihana, e rima rau e toru tekau kakahu tohunga.
Ary ny sasany tamin'ny lohan'ny fianakaviana dia nanome darika volamena roa alina sy mane volafotsy roan-jato sy roa arivo ho ao amin'ny rakitra hanaovana ny asa.
I homai ano e etahi o nga ariki o nga whare o nga matua ki roto ki nga taonga mo te mahi e rua tekau mano tarami koura, e rua mano e rua rau pauna hiriwa.
Ary izay nomen'ny olona sisa dia darika volamena roa alina sy mane volafotsy roa arivo ary akanjo-mpisorona fito amby enim-polo.
Na, ko nga mea i homai e te nuinga o te iwi, e rua tekau mano tarami koura, e rua mano pauna hiriwa, e ono tekau ma whitu kakahu tohunga.
Ary samy tafapetraka teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny mpiandry varavarana sy ny mpihira sy ny sasany amin'ny vahoaka ary ny Netinima, dia ny Isiraely rehetra.
Heoi noho ana nga tohunga i o ratou pa, me nga Riwaiti ano, ratou ko nga kaitiaki kuwaha, ko nga kaiwaiata, ko etahi o te iwi, ko nga Netinimi, ko Iharaira katoa. A, i te takanga mai o te whitu o nga marama, e noho ana nga tama a Iharaira i o ra tou pa.