Job 38

Ary teo anatin'ny tafio-drivotra Jehovah dia namaly an'i Joba ka nanao hoe:
Katahi a Ihowa ka whakahoki kupu ki a Hopa i roto i te tukauati, a ka mea,
Iza moa izato manao izay hahamaizina ny fisainana amin'ny teny tsy misy fahalalana?
Ko wai tenei e whakapouri nei i nga whakaaro ki nga kupu kahore ona matauranga?
Misikina ary tahaka ny lehilahy; Fa hanadina anao Aho, ka valio:
Tena ra, whitikiria tou hope, whakatane; ka ui hoki ahau ki a koe, a mau e whakaatu mai ki ahau.
Taiza ary ianao, fony Aho nanorina ny tany? Ambarao, raha hainao.
I hea koia koe i ahau e whakatakoto ana i te turanga o te whenua? Whakaaturia mai, ki te mea e mohio ana koe ki te whakaaro.
Iza ary no nandidy izay ho refiny, raha fantatrao? Ary iza no nanenjana ny famolaina teo aminy?
Na wai i whakarite ona ruri? ki te mea e mohio ana koe: na wai hoki i whakamaro te aho ki runga?
Teo amin'inona no nanorenana ny vodi-andriny, ary iza no nametraka ny vato fehizorony,
I whakaukia ona turanga ki runga ki te aha? Na wai hoki i whakatakoto tona kohatu kokonga;
Raha niara-nihira ny kintan'ny maraina, ary nihoby avokoa ireo zanak'Andriamanitra?
I te mea i waiata ngatahi nga whetu o te ata, a i hamama nga tama katoa a te Atua i te koa?
Ary iza no nanao varavarana misakana ny ranomasina, raha nibosesika nivoaka avy tany am-bohoka izy,
Na wai hoki i tutaki te moana ki te tatau, i a ia e puta mai ana, me te mea e whanau mai ana i roto i te kopu?
Raha nanao ny rahona ho fitafiany Aho ary ny aizim-pito ho fonony,
I ahau ra i mea ai i te kapua hei kakahu mona, i te pouri kerekere hei takai mona.
Ary nandidy ny ho fetrany sady nanisy hidy sy varavarana
A whakapuakina ana e ahau taku tikanga mona, mea rawa ki nga tutaki, ki nga tatau,
Ka nanao hoe: Hatreto no azonao androsoana ka tsy hihoatra, ary eto no hampijanonana ny fisafoaky ny onjanao?
Me taku ki atu ano, Ka taea mai e koe a konei, kati; hei konei ou ngaru whakakake mau ai?
Hatrizay niainanao moa mba efa nandidy ny maraina va ianao? Efa notoroanao ny fitoerany va ny fipoak'andro,
Ko koe koia, i ou ra nei, te kaiwhakahau i te ata; nau ranei te puaotanga i mohio ai ki tona wahi;
Mba horaisiny ny sisin'ny tany. Ka hakopakopany hiala ny ratsy fanahy?
Kia rurukutia e ia nga pito o te whenua, a ruperupea ake nga tangata kikino i roto?
Ary hiova tahaka ny tanimanga tombohin-kase ny endriny, ka hiseho tahaka ny lamba misoratra ny tarehiny,
Kua whiti ke, kua pera ano me te paru i te hiri: tu ake ana nga mea katoa ano he kakahu:
Ary hosakanana ny fahazavan'ny ratsy fanahy, ka ho tapaka ny sandry naingaina.
A e kaiponuhia ana to ratou marama ki te hunga kino, whati iho te ringa whakakake.
Moa efa niditra hatrany amin'ny loharanon-dranomasina va ianao, ary efa nandehandeha tany amin'ny fanambanin'ny lalina?
Kua tae atu ranei koe ki nga matapuna o te moana? Kua whakatakina haeretia ranei e koe te rire?
Moa efa naharihary taminao va ny vavahadin'ny fahafatesana? Ary efa hitanao va ny vavahadin'ny aloky ny fahafatesana?
Kua whakapuaretia ranei ki a koe nga kuwaha o te mata? Kua kite ranei koe i nga kuwaha o te atarangi o te mate?
Moa efa voadinikao ny hatrany amin'ny fahalalahan'ny tany? Ambarao ary, raha fantatrao izany rehetra izany.
Kua oti ranei te whakaaro e koe te whanuitanga o te whenua? Korero mai, ki te mea e mohiotia katoatia ana e koe.
Aiza ary no lalana ho any amin'ny fonenan'ny mazava? Ary aiza no fitoeran'ny maizina?
Kei hea te ara ki te nohoanga o te marama? Te pouri hoki, kei hea tona wahi?
Mba hitondranao izany ho amin'ny faran'ny alehany, ary ho fantatrao ny lalana ho any an-tranony.
Kia kawea atu ai e koe ki tona rohe, a mohio iho koe ki nga huarahi ki tona whare?
Eny, fantatrao mantsy izany, satria efa teraka ianao tamin'izay, ary maro ny isan'ny andronao!
I mohio pea koe no te mea i whanau koe i taua wa, a he maha ou ra!
Moa efa niditra tany amin'ny firaketana ny oram-panala va ianao? Ary efa hitanao va ny firaketana ny havandra,
Kua tomo ranei koe ki nga takotoranga o te hukarere, kua kite ranei koe i nga takotoranga o te whatu,
Izay voatahiriko ho amin'ny andro fahoriana, dia ny andro misy ady sy tafika?
I aku i rongoa ai mo te wa o te he, mo te ra o te tatauranga, o te pakanga?
Aiza moa no lalana izarazarana ny mazava sy ielezan'ny rivotra avy any atsinanana ho etỳ ambonin'ny tany?
Tena koa, te ara i marara atu ai te marama, i pakaru atu ai te marangai ki runga ki te whenua?
Iza moa no nihady lalan-drano ho an'ny ranonorana mirotsaka be, sy lalan-kaleha ho an'ny helatry ny kotrokorana,
Na wai i wehe he awa mo te waipuke, he ara mo te uira o te whatitiri;
Handatsaka ranonorana ambonin'ny tany izay tsy itoeran'olona, dia any amin'ny efitra tsy misy mponina,
Kia ua ai ki te whenua, ki te wahi kahore nei he tangata; ki te koraha, kahore nei o reira tangata;
Mba hahavonto ny efitra sy ny tany foana, ary hampitsimoka ny ahitra vao mitsiry?
Hei whakamakona i te tuhea, i te ururua; hei mea kia pariri te tupu o te otaota hou?
Manan-dray va ny ranonorana? Ary iza kosa no miteraka ny ranon'ando?
He matua tane ano ranei to te ua? I whanau ranei i a wai nga pata o te tomairangi?
Kibon'iza moa no nihavian'ny ranomandry? Ary ny vongam-panala avy amin'ny lanitra, iza no niteraka azy?
I puta mai i roto i to wai kopu te huka tio? Ko te huka o te rangi, he whanau tena na wai?
Tonga mafy toy ny vato ny rano, Ary mitambatra ny fanambonin'ny lalina.
Me te mea he kohatu e huna ana i te wai; a whakatotoka ana te mata o te rire.
Mahavona ny kofehin'ny Ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny Telonohorefy?
E taea ranei e koe te here te huihui o Matariki, e wewete ranei nga here o Tautoru?
Mahavoaka ny Mazarota amin'ny fotoany va ianao? Ary mahatondra ny Bera mbamin'ny zanany va ianao?
E taea ranei e koe te arahi mai te Mataroto i tona wa, te taki mai ranei a Aketura ratou ko tana ropu?
Fantatrao va ny lalàn'ny lanitra? Ary manendry ny fanapahan'ireny ny tany va ianao?
E mohio ana ranei koe ki nga tikanga o te rangi? Mau ranei e whai mana ai ki runga ki te whenua?
Mahasandratra ny feonao ho amin'ny rahona matevina va ianao, Mba hanafotra anao ny rano mandriaka?
E ara ranei i a koe tou reo ki nga kapua, kia nui ai nga wai hei taupoki i a koe?
Mahay mandefa ny helatra va ianao, ka ho avy ireo hilaza aminao hoe: Indreto izahay?
E taea ranei e koe nga uira te unga atu, e haere ai ratou, me ta ratou ki ano ki a koe, Tenei matou?
Iza moa no nanao ny rahona matevina ho fitoeram-pahendrena, Ary irery miseho erỳ an-danitra ho fampisehoana ny fahalalana?
Na wai i whakanoho nga whakaaro nunui ki nga wahi o roto? Na wai i homai nga mahara ki te ngakau?
Iza moa no manam-pahendrena mahisa ny rahom-potsy manify? Ary iza no mahatankina ny fitoeran-dranon'ny lanitra,
Ko wai te mea whakaaro nui hei tatau i nga kapua? Ko wai hei tahoro i nga ipu o te rangi?
Hitambaran'ny vovoka ho dilatra sy hivonganany ho bainga?
Ina ka papatupu te puehu ano he mea whakarewa, a ka piri nga pokuru ki a ratou ano?
Mahay mihaza toha ho an'ny liom-bavy va ianao, sy mahafaka ny fahalianan'ny liona tanora,
Mau ranei e hopu he kai ma te raiona? Mau e nui ai he oranga mo nga kuao raiona,
Raha mamitsaka ao amin'ny fitoerany izy ary manotrika ao amin'ny kirihitrala?
Ina tapapa iho ratou i o ratou nohoanga, ina noho i te piringa whanga ai?
Iza moa no manome hanina ny goaika, raha mitaraina amin'Andriamanitra ny zanany ka mirenireny tsy mahita hanina?
Na wai i rite ai tana kai ma te raweni, ina tangi ana pi ki te Atua, ina kopikopiko ratou i te kore kai?