Job 3

Rehefa afaka izany, dia niloa-bava Joba ka nanozona ny androny
I muri i tenei ka puaki te mangai o Hopa, a ka kanga e ia tona ra.
nanao hoe:
Na ka oho a Hopa, ka mea,
Foàna anie ny andro nahaterahako sy ny alina izay nanao hoe: Misy zazalahy vao torontoronina!
Kia ngaro te ra i whanau ai ahau, te po i korerotia ai, He tamaroa kei roto i te kopu.
Izany andro izany dia aoka ho maizina, ary aoka tsy hitady azy Andriamanitra any ambony; ary aoka tsy hisy mazava hamirapiratra aminy;
Waiho taua ra mo te pouri; kaua e tirohia iho e te Atua i runga; kaua hoki e whitingia e te marama.
Aoka ny aizina sy ny aloky ny fahafatesana hahalasa azy indray; Aoka ny rahona hitatao eo amboniny; Aoka izay zavatra mahamaizina ny andro hampahatsiravina azy.
Kia poke ia i te pouri, i te atarangi hoki o te mate; kia tauria iho e te kapua; kia whakawehia ano hoki e te whakapouritanga o te ra.
Izany alina izany aoka ny aizim-pito hisambotra azy; Aoka tsy hiara-mifaly amin'ny andron'ny taona izy. Ary tsy ho tonga amin'ny isan'ny volana;
Na ko taua po, kia mau pu i te pouri kerekere: kei honoa ki nga ra o te tau; kei huihuia atu ina taua nga marama.
Indro izany alina izany aoka ho momba izy; Aoka tsy ho velona ao ny hoby;
Nana, kia mokemoke taua po, kaua te reo koa e uru ki roto.
Aoka hanozona azy ny mpanozona andro, Izay mahay mamoha ny dragona;
Kia kanga hoki e te hunga kanga i te ra, e te hunga mohio ki te whakaara rewiatana.
Aoka ho maizina ny kintan'ny marainany; Aoka hiandry ny mazava izy, nefa tsy hisy, ary aoka tsy ho faly mahita ny hodimason'ny maraina izy,
Kia pouri nga whetu o tona kakarauritanga; kia tatari ki te marama, a kahore noa iho; kei kite hoki i te takiritanga ata.
Satria tsy nanidy ny varavaran'ny kibon'ineny izy ka tsy nanafina fahoriana tamin'ny masoko.
Mona kihai i tutaki i nga tatau o te kopu o toku whaea, kihai i huna i te mauiui kei kitea e ahau.
Nahoana re aho no tsy maty hatrany am-bohoka e, ary tsy niala aina, fony vao nivoaka avy tany an-kibo e?
He aha ahau te mate ai i te kopu? He aha te hemo ai i toku putanga mai i te kopu?
Nahoana no nisy lohalika niandry ahy? Ary nahoana no nisy nono hinonoako?
He aha i rite wawe ai nga turi moku, me nga u hei ngote maku?
Fa raha tsy izany, dia efa nandry aho toy izay ka niadana, eny, natory aho ka afa-tsasatra,
Me i pena, kua ata takoto ahau, te ai he whakaohooho, moe ana ahau: katahi ahau ka whai okiokinga,
Teo amin'ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsaina avy amin'ny tany, izay nanao ireny tanàna efa rava,
I roto i nga kingi, i nga kaiwhakatakoto whakaaro o te whenua i hanga nei i nga wahi mokemoke mo ratou,
Na teo amin'ny andriandahy izay manana volamena sady mameno volafotsy ny tranony;
I roto ranei i nga rangatira whai koura, o ratou nei whare ki tonu i te hiriwa:
Na efa tsy ary toy ny zaza tsy tonga volana aho ka nafenina, dia toy ny zaza izay tsy nahita ny mazava akory.
Kua kahore noa iho ranei, kua pera me te materoto e ngaro nei, me nga kohungahunga kahore nei e kite i te marama.
Any no itsaharan'ny ratsy fanahy tsy hampitebiteby, ary any ny reraka no afa-tsasatra;
Mutu ake i reira te whakararuraru a te hunga kino; okioki ana i reira te hunga kua mauiui nga uaua.
Miara-miadana avokoa ny mpifatotra; Tsy mandre ny feon'ny mpampiasa izy.
Ata noho ana nga herehere i reira, te rongo i te reo o te kaitukino.
Samy any ny kely sy ny lehibe, Ary ny mpanompo dia afaka amin'ny tompony.
Kei reira te iti, te rahi, kahore hoki he rangatira o te pononga.
Nahoana no fahazavana no mba omena ny reraka, ary fiainana ho an'izay latsaka amin'ny fangidiana?
He aha te marama i homai ai ki te tangata kei roto nei i te mate? te ora ki te tangata kua kawa te wairua?
Izay miandry fahafatesana, nefa tsy avy izy, sady mitady azy mihoatra noho ny fitady harena nafenina:
E koingo nei ki te mate, heoi kahore noa iho; e keri ana kia taea ia, nui atu i te keri i nga taonga huna.
Izay faly indrindra sady ravoravo, raha mahita ny fasana,
Hari pu ratou, koa ana, ina kitea te urupa.
Dia olona izay mandeha ao amin'ny maizina sady voafefin'Andriamanitra manodidina.
He aha ano te marama i homai ai ki te tangata kua huna nei tona ara, kua oti nei te tutakitaki mai e te Atua?
Fa mialoha ny haninkaniko ny fitolokoko, ary migororoana toy ny rano ny fidradradradrako;
Kiano hoki ahau i kai, kua tae mai taku mapu: ano he wai oku hamama e ringihia ana.
Fa Izay atahorako no mahazo ahy, ary izay angovitako no manjo ahy.
No te mea kua tae mai ki ahau te mea whakawehi e wehi nei ahau; ko taku e pawera nei kua pa ki ahau.
Tsy mbola nahita fiadanana na fitsaharana na fakàna aina akory aza aho, dia tonga indray ny tebiteby.
Kahore oku humarie, kahore oku ata noho, ehara i te mea e okioki ana; na kua puta te raruraru.