Mandehana, ka miantsoa eo anatrehan'i Jerosalema hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Tsaroako ny niraiketan'ny fonao tamiko, fony ianao mbola tanora, sy ny fitiavanao, fony ianao vao nampakarina, dia ilay nanarahanao Ahy tany an-efitra, teny amin'ny tany tsy mbola nifafy zavatra;
Haere, karanga ki nga taringa o Hiruharama, mea atu, Ko te kupu tenei a Ihowa, E mahara ana ahau ki a koe, ki te mahi pai a tou tamarikitanga, ki te aroha i tou marenatanga, i a koe i aru i ahau i te koraha, i te whenua kihai i whakatokia.