Isaiah 3

Fa, indro, Jehovah, Tompon'ny maro, Manaisotra amin'i Jerosalema sy Joda izay andry sy tohana rehetra: Dia ny mofo sy ny rano rehetra, izay tohan'aina,
No te mea tenei te Ariki, a Ihowa o nga mano, te tango atu nei i Hiruharama, i a Hura, i te titoko me te tokotoko, i te titoko taro katoa, i te titoko wai katoa;
Ny lehilahy mahery sy ny mpiady, Ny mpitsara sy ny mpaminany, Ny mpanao fankatovana sy ny loholona,
I te marohirohi, i te tangata whawhai; i te kaiwhakawa, i te poropiti, i te tohunga, i te tautahito;
Ny mpifehy ny dimam-polo sy ny manan-kaja, Ny mpanolo-tsaina sy ny mahay zavatra Ary ny mahay ny fiboeriboeriky ny mpanao ody.
I te rangatira rima tekau, i te tangata nui, i te kaiwhakatakoto whakaaro, i te kaimahi mohio, i te mea matau ki te taki.
Ary hanendry ankizilahy madinika ho lehibeny Aho, Ary ny haitraitran-jaza no hanapaka azy.
Ka hoatu ano e ahau he tamariki hei rangatira mo ratou, he kohungahunga hoki hei kingi mo ratou.
Ary hifanipaka izy samy iray firenena, Dia samy ny namany avy sy ny akaiky azy avy; Ny tovolahy hirehareha amin'ny anti-panahy, Ary ny tsy manan-daza amin'ny manan-daza.
Ka tukinotia ano te iwi, tetahi e tetahi, te tangata e tona hoa tata; ka whakahihi hoki te tamariki ki te kaumatua, te mea e whakahaweatia ana ki te tangata e whakahonoretia ana.
Raha misy olona angatahin'ny rahalahiny ao an-tranon-drainy ka ataony hoe: Hianao no manana lamba, koa aoka ho mpanapaka anay, Ary aoka ity faharavana ity ho raharahanao,
E mau hoki te tangata ki tona tuakana, i te whare o tona papa, a ka mea, He kakahu tou, hei rangatira koe mo matou, a hei raro i tou ringa tenei whakatakanga:
Dia namaly izy amin'izany andro izany hoe: Tsy mety ho dokotera aho, Fa ao an-tranoko tsy misy hanina na lamba; Koa tsy azonareo hatao mpanapaka ny olona aho.
A taua ra ka karanga nui ia, ka mea, E kore ahau e pai hei kaiwhakaora; kahore hoki he taro i toku whare, kahore he kakahu: kaua ahau e meinga e koutou hei rangatira mo te iwi.
Fa tafintohina Jerosalema, Ary potraka Joda, satria ny lelany sy ny asany dia samy manohitra an'i Jehovah Mba hihaika ny mason'ny voninahiny.
Kua taka hoki a Hiurharama, kua hinga a Hura; kua whawhai nei hoki to ratou arero, me a ratou mahi, ki a Ihowa, whakapataritari ai i nga kanohi o tona kororia.
Ny fisehon'ny tarehiny miampanga azy; Ary mampiharihary ny fahotany tahaka an'i Sodoma izy ka tsy manafina azy. Lozan'ny fanahiny! Fa mampidi-doza amin'ny tenany izy.
Ko te titiro hoki a o ratou kanohi hei kaiwhakaatu mo to ratou he; e pera ana me Horoma e whakapuaki ana i o ratou hara, kahore e huna. Aue te mate mo to ratou wairua! ko ta ratou utu hoki ki a ratou ano, ko te kino.
Lazaonareo ny amin'ny marina fa hahita soa izy, Fa ny vokatry ny asany no hohaniny.
Mea atu ki te tangata tika, ko te pai mona: ka kainga hoki e ratou nga hua o a ratou mahi.
Lozan'ny ratsy fanahy! hiharan'ny ratsy izy, Satria ny valin'ny nataon'ny tànany ihany no hanody azy.
Aue te mate mo te tangata kino! ko te he mona: ka riro hoki i a ia te utu o ta ona ringa.
Ny amin'ny oloko, dia zaza no mampahory azy, Ary ireo vehivavy no manapaka azy. Ry oloko ô, ny mpitarika anao no mampivily anao Sady mandrava ny lalana alehanao.
Tena ko taku iwi, he tamariki o ratou kaitukino, he wahine hoki e kingi ana mo ratou. E taku iwi, ko ou kaiarahi kei te whakapohehe i a koe, kei te whakakahore hoki i te tikanga o ou huarahi.
Jehovah mitsangana handahatra Ka miatrika hitsara ny firenena.
E whakatika ake ana a Ihowa ki te tohe, e tu ana ia ki te whakawa i nga iwi.
Jehovah miampanga ny loholona sy ny lehiben'ny olony amin'ny fitsarana hoe: Hianareo no efa nandevona ny tanim-boaloboka; Ary ao an-tranonareo ny fananan'ny malahelo izay efa nalaina an-keriny.
Ka timata ta Ihowa whakawa i nga kaumatua o tana iwi, i ona rangatira ano hoki: Ko koutou nana i pau ai te mara waina; ko nga taonga a nga rawakore i pahuatia kei roto i o koutou whare:
Ahoana no hevitrareo no dia hosihosenareo ny oloko, Ary torotoroinareo ny tavan'ny malahelo ? Hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
He aha ta koutou tikanga i kuru ai koutou i taku iwi, i orohina ai e koutou nga mata o nga rawakore? e ai ta te Ariki, ta Ihowa o nga mano.
Ary hoy koa Jehovah: Satria miavona ireo zanakavavin'i Ziona ka mandeha mianjonanjona sy manao maso meloka Sady kasikasy fandeha Ary mampikorintsandrintsana ny fehin-tongony,
Na i mea ano a Ihowa, Na i te mea e whakapehapeha ana nga tamahine o Hiona, e haere ana me te uatoko o nga kaki, me te takataka o nga karu, ka whakameamea, me te tatangi ano nga waewae:
Noho izany dia hataon'ny Tompo feno tako-pery ny tampon-dohan'ny zanakavavin'i Ziona, Ary Jehovah hampiseho ny fitanjahany.
Mo reira ka whakangaua e te Ariki ki te patito te tumuaki o nga tamahine o Hiona, ka takoto kau ano hoki i a Ihowa o ratou wahi ngaro.
Amin'izany andro izany dia hesorin'i Jehovah ny firavaka rehetra, na ny fehin-tongotra, Na ny fehi-loha, na ny sarim-bolan-tsinana,
I taua ra ka kore i te Ariki te ataahua o nga mea tatangi o nga waewae, o nga whakapaipai ripekapeka, o nga heitiki;
Na ny kavina voavola, na ny rojo, na ny fisalobonana makarakara,
Nga mekameka, nga poroporo me nga arai kanohi,
Na ny satroka, na ny rojo parapaingo, na ny fehin-kibo misy haingony, Na ny fitoeran-dranomanitra, na ny ody fanaony ravaka,
Nga potae, nga whakapaipai o nga waewae, nga pakawe, nga pouaka hongihongi me nga whakakai,
Na ny peratra, na ny kavin'orona,
Nga mowhiti, nga whakapaipai o te ihu,
Na ny akanjo fihaingoana, na ny kapôty, Na ny saly, na ny poketra,
Nga kakahu whakapaipai, nga koroka, nga hooro me nga pukoro,
Na ny fitaratra fizahana, na ny akanjo somizy anatiny, Na ny satroka fihaingoana, na ny lamba fisaronana;
Nga whakaata me te rinena pai, nga potae me nga arai whakapaipai.
Ary ny manitra hosoloana ny maimbo; Ary ny fehin-kibo tsara hosoloana ny mahazaka; Ary ny volo voavoatra tsara hosoloana ny boriana; Ary ny akanjo miebanebana hosoloana ny lamba fisaonana; Ary ny hatsaran-tarehy hosoloana ny tomboka amin'ny vy mahamay.
Na he kakara pai i mua, tera e puta ake he piro; he whitiki, tuku iho he tawhetawhe; he koukou huatau, tau iho he pakira kau; he tatua whakapaipai, kopakina iho ki te kakahu taratara: he ataahua, hunuhunua ake.
Ny lehilahy ao aminao ho lavon-tsabatra, Ary ny mahery ao aminao ho faty an'ady;
Ka hinga ou tangata i te hoari, ou marohirohi i te whawhaitanga.
Ka dia hitomany sy hisaona ny vavahadiny; Ary ho lao ny tanàna ka hanjokaiky,
Ka tangi, ka aue ona kuwaha; a ka mokemoke ia, ka tau ki te whenua.