Hosea 9

Aza dia fatra-pifaly loatra, toy ny firenena hafa, ry Isiraely; Fa ianao efa nijangajanga niala tamin'Andriamanitrao sady efa tia tangy teny am-pamoloana rehetra;
Kei koa koe, e Iharaira, kei whakamanamana, kei pera me era atu iwi; kua whakarerea na hoki e koe tou Atua, kua puremu, arohaina ana e koe te utu i nga wahi katoa e patua ai te witi.
Ny famoloana sy ny fanantazana tsy hahavelona azy, ary hahadiso fanantenana azy ny ranom-boaloboka.
E kore ratou e whangaia e te patunga witi, e te poka waina, a ka tinihanga tana waina hou.
Tsy honina ao amin'ny tanin'i Jehovah izy; Fa Efraima hiverina ho any Egypta ary hihinana zava-padina any Asyria.
E kore ratou e noho ki te whenua o Ihowa; engari ka hoki a Eparaima ki Ihipa; a ka kai ratou i te mea poke ki Ahiria.
Tsy hanidina divay ho fanatitra ho an'i Jehovah izy, ary tsy hankasitrahany; Ny zavatra vonoiny hatao fanatitra dia ho toy ny fahan-kanina ho an'ny mpisaona aminy: Izay rehetra homana izany dia voaloto; Fa ny haniny dia ho an'ny tenany ihany, fa tsy ho tafiditra ao an-tranon'i Jehovah.
E kore e ringihia e ratou he ringihanga waina ki a Ihowa, e kore ano aua mea e arongia e ia: ko a ratou patunga tapu ka pera ki a ratou me te taro tangi tupapaku; ka poke katoa te hunga e kai ana: ko ta ratou taro hoki hei mea mo to ratou hiakai; e kore e tae ki roto ki te whare o Ihowa.
Hanao ahoana kosa re ianareo, raha mby amin'ny fotoam-pivavahana sy amin'ny andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah?
Ka pehea koutou i te ra o te huihui nui, a i te ra o ta Ihowa hakari?
Fa he! lasa izy noho ny fandringanana; Egypta no hanangona azy, Memfisa no handevina azy; Ny fana-bolafotsiny mahafinaritra dia ho lasan'ny amiana, tsilo no ho ao an-dainy.
Nana, kua riro ratou, kei ngaro, otiia ka kohikohia ratou e Ihipa, ka tanumia e Memepihi: ko a ratou mea ahuareka, hiriwa, ka riro i te ongaonga; ka tupu te tataramoa ki o ratou teneti.
Tonga ireo andro famaliana, tonga ireo andro fanodiavana Ho fantatr'Isiraely fa adala ny mpaminany, ary very saina ny olona tsindriam-panahy noho ny hamaroan'ny helokao sy ny habetsahan'ny fanoherana.
Kua tae mai nga ra o te tirotiro, kua tae mai nga ra whakautu; ka mohio a Iharaira: he wairangi te poropiti, he haurangi te tangata i te wairua, he nui hoki no tou kino, he nui no te mauahara.
Efraima dia mizaha, nefa tsy avy amin'Andriamanitro; Ny mpaminany dia fandriky ny mpamandri-borona eny amin'ny alehany rehetra sy fanoherana ao an-tranon'Andriamaniny.
He kaitutei a Eparaima, i toku Atua ia; ko te poropiti, he mahanga ia na te kaiahere manu i ona ara katoa, he mauahara i roto i te whare o tona Atua.
Fatra-panao ratsy toy ny tamin'ny andro tany Gibea izy; Ka dia hotsarovana ny helony, ary hovaliana ny fahotany.
Kua heke to ratou tupu, a aua noa iho ki raro, e rite ana ki nga ra i Kipea: ka mahara ia ki to ratou he, ka tirotirohia e ia o ratou hara.
Tahaka ny fahitana voaloboka any an-efitra no nahitako ny Isiraely, toy ny fahitana aviavy mialin-taona no nahitako ny razanareo; Nefa ireny dia tonga tany Bala-peora ka nanolo-tena ho amin'ilay mampahamenatra, ka dia tonga fahavetavetana tahaka an'ilay tiany ihany izy.
I toku tutakinga ki a Iharaira, i rite ratou ki te karepe i te koraha; i toku kitenga i o koutou matua i rite ratou ki te matamua o te piki i te mea katahi nei ka hua; heoi haere ana ratou ki a Paarapeoro, na wehe ana ratou i a ratou ki taua han ga whakama, mea ana kia whakarihariha ratou kia rite ki ta ratou i matenui ai.
Ny amin'i Efraima, hihelina toy ny voro-manidina ny voninahiny, ka tsy hisy hiteraka, na hanan'anaka, na ho torontoronina.
Tena ko Eparaima, ka rere a manu atu to ratou kororia: kahore he mea e whanau, kahore he tamaiti i te kopu, a kahore he haputanga.
Na dia misy mitaiza zanaka aza izy, dia hofoanako ihany ireny, ka tsy hisy miangana; Eny, hahita loza koa izy amin'ny handaozako azy!
Ahakoa whakatupu noa ratou i a ratou tamariki, ka kore i ahau, a kore iho he tangata e mahue: ina, aue te mate mo ratou ua mahue ratou i ahau!
Efraima, raha araka ny hitako, dia voavoly ao amin'ny tany mahafinaritra tahaka an'i Tyro, nefa tsy maintsy mamoaka ny zanany ho amin'ny mpamono izy.
Ko Eparaima, rite tonu ki toku kitenga i Taira, he mea whakato ki te wahi pai: otiia ka kawea ana tama e Eparaima ki waho, ki te kaikohuru.
Jehovah รด, omeo azy - inona no homenao azy? Omeo azy ny kibo tsy mahazo zaza sy ny nono ritra.
Hoatu ki a ratou, e Ihowa: ko te aha e hoatu e koe ki a ratou? hoatu ki a ratou he kopu whakatahe, he u maroke.
Ao Gilgala ny fahotany rehetra, eny, tao no vao nankahalako azy; Noho ny faharatsian'ny ataony dia horoahiko hiala ao an-tranoko izy; Tsy ho tia azy intsony Aho, mpiodina avokoa ny mpanapaka azy.
Kei Kirikara to ratou kino katoa; a kino iho ahau ki a ratou ki reira: ka he nei a ratou mahi, ka peia ratou e ahau i roto i toku whare; heoi ano oku aroha ki a ratou: he hunga whakakeke o ratou rangatira katoa.
Voaratra Efraima, maina ny fakany, ka tsy hamoa izy; Eny, na dia miteraka aza izy, dia hovonoiko ny zanany mahafinaritra azy.
Kua patua a Eparaima, kua maroke to ratou pakiaka, kore ake o ratou hua; ae ra, ahakoa whanau noa ratou, ka mate ano i ahau te mea e matenuitia ana, te hua o to ratou kopu.
Harian'Andriamanitro izy, satria tsy nihaino Azy; Ka dia ho tonga mpirenireny any amin'ny jentilisa izy.
Ka paopao toku Atua ki a ratou, mo ratou kihai i rongo ki a ia: a ka waiho ratou hei kopikopiko i roto i nga tauiwi.