Galatians 6

Ry rahalahy, raha misy olona azon'ny ota tsy nahy aza, dia atsanganonareo izay manana ny Fanahy amin'ny fahamorana izy, ka mihevera ny tenanao, fandrao ianao koa mba halaim-panahy ihany.
E oku teina, ahakoa ra i rokohanga te tangata e tetahi he, ma koutou, ma te hunga i te Wairua, e whakaara ake ia i runga i te wairua mahaki; me te titiro iho ano ki a koe, kei whakamatautauria hoki ko koe.
Mifampitondrà izay mahavesatra, ary aoka izany no hahatanterahanareo ny lalàn'i Kristy.
Pikaua e tetahi nga whakataimaha o tetahi, hei whakarite i ta te Karaiti ture.
Fa raha misy manao ny tenany ho zavatra, kanjo tsinontsinona, dia mamitaka ny tenany izy.
Ki te mahara hoki tetahi tangata ki a ia ano he mea nui ia, i te mea he kore noa iho ia, e nuka ana ia ki a ia ano.
Fa aoka ny olona rehetra samy hizaha toetra ny asany avy, dia samy hanana hafaliana ny amin'ny tenany ihany izy, fa tsy ny amin'ny olon-kafa;
Engari ma ia tangata e whakamatau tana ake mahi, ka ai ai he mea hei whakamanamanatanga mona ki tana anake, kahore ki ta tetahi atu.
fa samy hitondra ny entany avy ny olona rehetra.
Ka riro hoki ma ia tangata e pikau tana kawenga.
Aoka izay ampianarina ny teny mba hahafoy zava-tsoa ho an'izay mampianatra.
Ko te tangata e whakaakona ana ki te kupu, me whakawhiwhi e ia tona kaiwhakaako ki nga mea pai katoa.
Aza mety hofitahina ianareo; Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin'ny olona no hojinjany.
Kei whakapohehetia koutou; kahore te Atua e tinihangatia: ko ta te tangata hoki e rui ai, ko tena tana e kokoti ai.
Fa izay mamafy ho an'ny nofony dia hijinja fahasimbana avy amin'ny nofo; ary izay mamafy ho an'ny Fanahy dia hijinja fiainana mandrakizay avy amin'ny Fanahy.
Ko te tangata hoki e rui ana, he whakaaro ki tona kikokiko, he pirau tana e kokoti ai o te kikokiko; ko te tangata ia e rui ana, he whakaaro ki te Wairua, ko te ora tonu tana e kokoti ai o te Wairua.
Ary aza mba ketraka amin'ny fanaovan-tsoa isika; fa amin'ny fotoan'andro no hijinjantsika, raha tsy reraka isika.
A kaua tatou e ngakaukore ki te mahi i te pai: tena tona wa e rite ai ka kokoti tatou ki te kahore tatou e ngoikore.
Koa araka ny ananantsika andro hanaovana, dia aoka isika hanao soa amin'ny olona rehetra, indrindra fa amin'ny mpianakavin'ny finoana.
Na reira, i te mea e whai takiwa ana tatou, kia mahi tatou i te pai ki nga tangata katoa, a tera noa ake ki te hunga o te whare o te whakapono.
Indro ny havaventin'ny soratra izay soratan'ny tanako ho aminareo.
Titiro ki te nui o nga reta e tuhituhi nei toku ringa ake ki a koutou.
Na iza na iza te-hiseho ho tsara amin'ny nofo, dia ireo no manery anareo hoforana, nefa noho izao ihany : fandrao henjehina noho ny hazo fijalian'i Kristy izy.
Ko te hunga e hiahia ana ko te ahua o te kikokiko kia pai, ko ratou hei mea i a koutou kia kotia; he mea kau kei whakatoria ratou mo te ripeka o te Karaiti.
Fa na dia ny tenan'izy voafora aza dia tsy mitandrina ny lalàna; kanefa tiany ho forana koa ianareo, mba hireharehany amin'ny nofonareo.
Kahore hoki taua hunga i kotia ana e mau ki te ture; engari e hiahia ana kia kotia koutou, kia whakamanamana ai ratou ki to koutou kikokiko.
Fa sanatria raha mba misy hataoko rehareha afa-tsy ny hazo fijalian'i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahavoahombo izao tontolo izao tamin'ny hazo fijaliana, raha ny amiko, ary izaho kosa, raha ny amin'izao tontolo izao.
Ki ahau ia kaua rawa he whakamanamana, ko te ripeka anake o to tatou Ariki, o Ihu Karaiti, i ripekatia ai te ao ki ahau, me ahau hoki ki te ao.
Fa samy tsy mahasoa na ny famorana na ny tsi-famorana, fa ny ho olom-baovao.
Kahore he aha o te kotinga, kahore o te kotingakore, engari ko te mea hanga hou.
Ary izay rehetra mandeha araka ity fitsipika ity, dia ho aminy anie ny fiadanana sy ny famindram-po, ary ho amin'ny Isiraelin'Andriamanitra.
Na ko te hunga e haere ana i runga i tenei tikanga, kia tau te rangimarie me te mahi tohu ki a ratou, ki te Iharaira hoki a te Atua.
Amin'izao sisa izao aoka tsy hisy hanahirana ahy intsony; fa izaho mitondra ny marik'i Jesosy voatomboka eo amin'ny tenako.
A muri ake nei kaua tetahi e whakararuraru i ahau: e mau ana hoki ki toku tinana nga tohu a Ihu.
Ho amin'ny fanahinareo anie, ry rahalahy, ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Amena.
E oku teina, kia tau te aroha noa o to tatou Ariki, o Ihu Karaiti, ki o koutou wairua. Amine.