Tany Edena, sahan'Andriamanitra, ianao; Ny vato soa rehetra ny eloelo teo amboninao, dia ny karneola, ny topaza, ny onyksa, ny krysolita, ny beryla, ny jaspy, ny safira, ny robina, ny emeralda ary ny volamena; Ny fampanenoana ny ampongatapakao sy ny sodinao dia tao aminao, tamin'ny andro namoronana anao dia natao koa ireo.
I Erene koe, i te kari a te Atua e noho ana; ko tou hipoki ko nga kohatu utu nui katoa, ko te harariu, ko te topaha, ko te taimana, ko te perira, ko te onika, ko te hahapa, ko te hapaira, ko te emerara, ko te kapakara, ko te koura: i whakapaia a no te mahi o au timipera, o au putorino i roto i a koe i te ra i hanga ai koe.