Ary ianao, ry zanak'olona, aza matahotra azy, ary aza matahotra ny teniny, na dia voakasiky ny amiana sy ny tsilo aza ianao, ary na dia eo amin'ny maingoka aza no ipetrahanao; eny, aza matahotra ny fiteniny, ary aza mivadi-po noho ny tarehiny, fa taranaka maditra izy.
Na ko koe, e te tama a te tangata, kaua e wehi i a ratou, kaua e wehi i a ratou kupu, ahakoa he tataramoa, he tumatakuru i tou taha, a e noho ana koe i roto i nga kopiona; kaua e wehi i a ratou kupu, kaua hoki e pairi ina titiro mai ratou, ahakoa he whare whakakeke ratou.