Nony afaka izany, dia nahita tamin'ny fahitana tamin'ny alina aho, ary, indro ny fahefatra, biby mahatsiravina sady matanjaka sy mahery indrindra, ary nanana nify vy lehibe izy; nihinana sy nanotahota izy, ary ny sisa tsy laniny dia nohosihosen'ny tongony; ary hafa noho ny biby rehetra teo alohany izy sady nanana tandroka folo.
I muri i tenei ka kite ahau i roto i nga moemoea o te po, na, ko te tuawha o nga kararehe, he hanga whakawehi, he mea whakamataku, he kaha noa atu; he niho rino ona, he mea nunui; kei te kai, kei te wawahi a mongamonga noa, ko te toenga takatakah ia ana e ona waewae; a he rere ke ia i era atu kararehe katoa i mua i a ia; a kotahi tekau ona haona.