Ary Solomona nanomboka nanao ny tranon'i Jehovah tany Jerosalema, tao an-tendrombohitra Moria, ilay nisehoan'i Jehovah tamin'i Davida rainy, dia ilay namboarina teo amin'ny fitoerana nofidin'i Davida teo amin'ny famoloan'i Araona Jebosita.
Katahi ka timata a Horomona te hanga i te whare o Ihowa ki Hiruharama, ki Maunga Moria, ki te wahi i puta ai a Ihowa ki tona papa, ki a Rawiri, ki te wahi i whakapaia e Rawiri ki te patunga witi a Oronana Iepuhi.