I Timothy 2

Koa mananatra voalohany indrindra aho mba hatao izay fangatahana, fivavahana, fifonana, fisaorana, ho an'ny olona rehetra,
Na, ko taku whakahau tenei i te tuatahi o nga mea katoa, kia puta nga inoi, nga karakia, nga inoi wawao, nga whakawhetai, mo nga tangata katoa;
ho an'ny mpanjaka mbamin'izay rehetra manana fahefana, mba hiainantsika miadana sy mandry fahizay amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra sy ny fahamaotinana rehetra.
Mo nga kingi, mo te hunga whai mana katoa hoki: kia ata noho marie ai tatou i runga i nga whakaaro karakia, i nga tikanga mahara katoa.
Izany no tsara ka ankasitrahana eo imason'Andriamanitra, Mpamonjy antsika,
He mea pai tenei, he mea e manakohia ana i te aroaro o te Atua, o to tatou Kaiwhakaora;
Izay tia ny olona rehetra hovonjena ka ho tonga amin'ny fahalalana ny marina.
Ko tana nei e pai ai ko nga tangata katoa kia ora, kia haere mai hoki ki te matauranga ki te pono.
Fa iray no Andriamanitra, ary iray no Mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy, Izay olona,
Kotahi tonu te Atua, kotahi te takawaenga o te Atua, o nga tangata, ko ia ano he tangata, ara ko Karaiti Ihu;
sady nanolotra ny tenany ho avotra hisolo ny olona rehetra, dia zavatra ho fitory amin'izao androny izao.
I hoatu nei i a ia hei utu mo te katoa; he mea kia whakaaturia i ona wa ake;
Mba hanao izany no nanendrena ahy ho mpitory sy Apostoly (milaza ny marina aho, fa tsy mandainga), ho mpampianatra ny jentilisa amin'ny finoana sy ny fahamarinana.
A meinga ana ahau hei karere, hei apotoro mo taua mea; he pono taku korero i roto i a te Karaiti, kahore aku teka; hei kaiwhakaako mo nga tauiwi i runga i te whakapono, i te pono.
Koa tiako ny lehilahy hivavaka eny tontolo eny manandra-tanana masina, tsy amin'ny fahatezerana na amin'ny fifandirana.
Na, ko taku e pai ai, ko nga tane kia inoi i nga wahi katoa, kia tapu nga ringa ina ara, kaua he riri, he tautohetohe.
Ary toy izany koa ny vehivavy, hiravaka amin'ny fitafiana mahamendrika mbamin'ny fahamaotinana sy ny fahononan-tena, fa tsy amin'ny volo mirandrana sy ny volamena, na vato soa, na fitafiana saro-bidy,
Ko nga wahine hoki kia mau i te kakahu ataahua, kia tu whakama, kia whai whakaaro; kauaka te makawe whiri, te koura, te peara, te kakahu utu nui;
fa amin'ny asa tsara, araka izay mahamendrika ny vehivavy manaiky ny fivavahana amin'Andriamanitra.
Engari ko te mea e tau ana mo nga wahine e whakaae ana ki te karakia, ara ko nga mahi pai.
Aoka ny vehivavy hianatra mangingina ka hanaiky tsara.
Me ako marie te wahine kia nui te ngohengohe.
Fa ny vehivavy tsy avelako hampianatra na hanapaka ny lehilahy, fa hangina ihany.
E kore hoki e tukua e ahau te wahine kia whakaako, kia neke ake ranei tana tikanga i ta te tane, engari me ata noho.
Fa Adama no natao voalohany, vao Eva.
Ko Arama hoki kua hanga i mua, muri iho ko Iwi.
Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota.
A kihai a Arama i tinihangatia, ko te wahine ia i tinihangatia, a taka ana ki te he.
Nefa hovonjena ihany izy amin'ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin'ny finoana sy ny fitiavana ary ny fahamasinana mbamin'ny fahononan-tena.
Otira ka ora ia i te whanautanga tamariki, ki te mau tonu to ratou whakapono, aroha, tapu, whakaaro.