I Chronicles 9

Dia nisaina araka ny firazanany avy ny Isiraely rehetra; ary, indro, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Isiraely izany. Ary ny Joda dia nentina ho babo tany Babylona noho ny fahotany.
Na, he mea whakapapa a Iharaira katoa; heoi, tena kua tuhituhia ki te pukapuka o nga kingi o Iharaira: na i whakaraua atu a Hura ki Papurona mo a ratou mahi he.
Ary ny mponina taloha tamin'ny taniny sy ny tanànany avy dia ny Isiraely sy ny mpisorona sy ny Levita ary ny Netinima.
Na, ko nga tangata tuatahi i noho ki o ratou wahi, ki o ratou pa, ko Iharaira, ko nga tohunga, ko nga Riwaiti, ko nga Netinimi.
Ary tany Jerosalema no nonenan'ny sasany amin'ny taranak'i Joda sy Benjamina sy Efraima sy Manase:
Na noho iho ki Hiruharama o nga tama a Hura, o nga tama a Pineamine, o nga tama a Eparaima raua ko Manahi;
dia Otahy, zanak'i Amihoda, zanak'i Omry, zanak'Imry, zanak'i Bany, avy amin'ny taranak'i Fareza, zanak'i Joda.
Ko Utai tama a Amihuru, tama a Omori, tama a Imiri, tama a Pani: no nga tama a Parete tama a Hura.
Ary tamin'ny Silonita dia Asay, lahimatoa, sy ny zanany.
A, o nga Hironi; ko Ahaia te matamua ratou ko ana tama.
Ary tamin'ny taranak'i Zera dia Jeoela sy ny rahalahiny, dia sivi-folo amby enin-jato.
O nga tama a Tera; ko Teuere ratou ko o ratou teina, e ono rau e iwa tekau.
Ary tamin'ny taranak'i Benjamina dia Salo, zanak'i Mesolama, zanak'i Hodavia, zanak'i Hasenoa,
O nga tama a Pineamine; ko Haru tama a Mehurama, tama a Horawia, tama a Hahenua;
sy Jibnia, zanak'i Jerohama, sy Elaha, zanak'i Ozy, zanak'i Mikry, sy Mesolama, zanak'i Sefatia, zanak'i Regoela, zanak'i Jibnia;
Ko Ipineia tama a Ierohama, ko Eraha tama a Uti, tama a Mikiri, ko Mehurama tama a Hepatia, tama a Reuere, tama a Ipiniia;
ary ny isan'ny rahalahiny araka ny firazanany dia enina amby dimam-polo sy sivin-jato. Ireo lehilahy rehetra ireo dia samy lohan'ny fianakaviany avy.
Me o ratou teina ano hoki i o ratou whakatupuranga, e iwa rau e rima tekau ma ono. He upoko enei tangata katoa no nga whare o nga matua i nga whare o o ratou matua.
Ary tamin'ny mpisorona dia Jedaia sy Joiariba sy Jatina
A, o nga tohunga; ko Ieraia, ko Tehoiaripi, ko Iakini;
sy Azaria, zanak'i Hilkia, zanak'i Mesolama, zanak'i Zadoka, zanak'i Meraiota, zanak'i Ahitoba, mpanapaka ny tranon'Andriamanitra,
Ko Ataria, tama a Hirikia, tama a Mehurama, tama a Haroko, tama a Meraioto, tama a Ahitupu; ko te rangatira ia o te whare o te Atua;
ary Adaia, zanak'i Jerohama, zanak'i Pasora, zanak'i Malkia, ary Masay, zanak'i Adiela, zanak'i Jazera, zanak'i Mesolama, zanak'i Mesilemita, zanak'Imera.
Ko Araia tama a Ierohama, tama a Pahuru, tama a Marakia, ko Maahiai tama a Ariere, tama a Tahatera, tama a Mehurama, tama a Mehiremiti, tama a Imere;
Ary ny rahalahin'ireo, izay samy lohan'ny fianakaviany avy, dia enim-polo amby fiton-jato amby arivo; lehilahy mahery amin'ny fanaovana ny fanompoana ao an-tranon'Andriamanitra ireo.
Me o ratou teina, nga upoko o nga whare o o ratou matua, kotahi mano e whitu rau e ono tekau, he tangata pakari rawa hei mahi i nga mahi o te whare o te Atua.
Ary tamin'ny Levita dia Semaia, zanak'i Hasoba, zanak'i Azrikama, zanak'i Hasabia, tamin'ny taranak'i Merary,
A, o nga Riwaiti; ko Hemaia tama a Hahupu, tama a Atarikama, tama a Hahapia; no nga tama a Merari;
ary Bakbakara sy Haresy sy Galala sy Matania, zanak'i Mika, zanak'i Zikry, zanak'i Asafa,
Ko Pakapakakara, ko Herehe, ko Karara, ko Matania, tama a Mika, tama a Tikiri, tama a Ahapa;
ary Obadia, zanak'i Semaia, zanak'i Galala, zanak'i Jedotona, ary Berekia, zanak'i Asa, zanak'i Elkana, izay nonina tamin'ny vohitry ny Netotatita.
Ko Oparia tama a Hemaia, tama a Karara, tama a Ierutunu, ko Perekia tama a Aha, tama a Erekana, i noho nei ki nga kainga koraha o nga Netopati.
Ary ny mpiandry varavarana dia Saloma sy Akoba sy Talmona sy Ahimana ary ny rahalahiny; fa Saloma no lohany;
Ko nga kaitiaki kuwaha, ko Harumu, ko Akupu, ko Taramono, ko Ahimana, me o ratou teina: ko Harumu te upoko;
ambaraka ankehitriny dia ao amin'ny vavahadin'ny mpanjaka atsinanana izy; ireo no mpiandry varavarana tamin'ny tobin'ny taranak'i Levy.
Ko to ratou turanga i mua, kei te kuwaha o te kingi, kei te rawhiti: he kaitiaki kuwaha ratou i roto i nga ropu o nga tama a Riwai.
Ary Saloma, zanak'i Kore, zanak'i Abiasafa, zanak'i Kora, sy ny Koraita rahalahiny araka ny fianakaviany avy no mpanao ny fanompoana amin'ny fiandrasana ny varavaran'ny lay; ary ny razany koa dia mpiambina ny vavahady tao amin'ny tobin'i Jehovah.
Na, ko Harumu tama a Kore, tama a Epiahapa, tama a Koraha, ratou ko ona teina o te whare o tona matua, ko nga Korahi, ko ratou nga rangatira o nga mahi e mahia ana, nga kaitiaki o nga kuwaha o te tapenakara: na, he rangatira o ratou matua no te ope a Ihowa, he kaitiaki ano no te tomokanga.
Ary Finehasa, zanak'i Eleazara, no mpanapaka ireo taloha, ary Jehovah nomba azy.
Na ko Pinehaha tama a Ereatara to ratou rangatira i mua; a i a ia ano a Ihowa.
Ary Zakaria, zanak'i Meselemia, no mpiandry ny varavaran'ny trano-lay fihaonana.
Ko Hakaraia tama a Meheremia te kaitiaki o te kuwaha o te tapenakara o te whakaminenga.
Ary ny isan'ireo voafidy ho mpiandry varavarana ireo dia roa ambin'ny folo amby roan-jato. Ireo dia voasoratra araka ny firazanany tany amin'ny vohiny avy; ary notendren'i Davida sy Samoela mpahita izy noho ny fahamarinany.
Ko enei katoa i whiriwhiria nei hei kaitiaki mo nga kuwaha, e rua rau kotahi tekau ma rua. He mea whakapapa enei ki o ratou kainga ake; na Rawiri raua ko Hamuera matakite ratou i whakarite kia tuturu ki taua mahi.
Ka dia ireo sy ny taranany no niandry varavarana tao amin'ny tranon'i Jehovah, dia ny trano-lay.
I a ratou ko a ratou tama te mahi tirotiro i nga kuwaha o te whare o Ihowa, ara o te whare o te tapenakara i tenei tiakitanga, i tenei tiakitanga.
Teo amin'ny lafiny efatra no nitoeran'ny mpiandry varavarana, dia teo atsinanana sy andrefana sy avaratra ary atsimo.
He kaitiaki kuwaha i nga taha e wha, whaka te rawhiti, whaka te hauauru, whaka te raki, whaka te tonga.
Ary ny rahalahiny izay nonina teo amin'ny vohiny dia nasaina ho avy isan-kafitoana ho eo aminy.
Na i whakaritea o ratou teina i o ratou kainga koraha kia haere mai i te takanga o nga ra e whitu, i ia wa, i ia wa, hei hoa mo ratou:
Fa nanao tamin'ny fahamarinany ireo Levita efa-dahy, lohan'ny mpiandry varavarana, ireo, ary tonian'ny efi-trano fitehirizana sy ny rakitry ny tranon'Andriamanitra koa izy ireo.
Ko nga tino kaitiaki tokowha hoki o te kuwaha, he Riwaiti nei ratou, he tuturu tonu ta ratou mahi, a ko ratou nga rangatira o nga ruma, o nga takotoranga taonga o te whare o te Atua.
Ary manodidina ny tranon'Andriamanitra no nandriany; fa izy ireo no mpiambina azy sady adidiny ny famohana ny trano isa-maraina.
He nohoanga hoki to ratou i nga taha o te whare o te Atua; ma ratou hoki te tiaki; ma ratou ano te uaki o nga tatau i tenei ata, i tenei ata.
Ary ny sasany aminy nitandrina ny fanaka momba ny fanompoana; fa an-isany no nitondrany azy miditra sy mivoaka.
Ko etahi hoki o ratou ki te tiaki i nga oko mo te mahi; tatau ai ina kawea mai ki roto, tatau ai ano ina mauria ki waho.
Ary ny sasany aminy koa notendrena hitandrina ny fanaka, dia ny fanaka masina rehetra, sy ny koba tsara toto sy ny divay sy ny diloilo sy ny ditin-kazo manitra ary ny zava-manitra.
I whakaritea hoki etahi o ratou hei tiaki mo nga oko, mo nga mea mahi katoa ano o te wahi tapu, mo te paraoa, mo te waina, mo te hinu, mo te parakihe, mo nga mea kakara.
Ary ny sasany tamin'ny zanaky ny mpisorona nangaroharo ny zava-manitra fanosorana.
Ko etahi ano o nga tama a nga tohunga hei hanga i te hinu o nga mea kakara.
Ary Matatia, anankiray tamin'ny Levita, lahimatoan'i Saloma Koraita, no tonian'ny zavatra izay natao tamin'ny fanendasana.
Na, ko Matitia, ko tetahi o nga Riwaiti, ko te matamua a Harumu Korahi, ko tana mahi tuturu ko te tirotiro i nga mea i tunua ki te rihi.
Ary ny sasany tamin'ny rahalahiny, tamin'ny taranaky ny Kehatita, no tonian'ny mofo aseho hamboatra azy isan-tSabata.
Na ko etahi o o ratou teina, o nga tama a nga Kohati, nga kaiwhakaaro ki te taro aroaro, kia oti te hanga i tenei hapati, i tenei hapati.
Ary ireo ihany koa no mpihira, lohan'ny fianakaviana amin'ny Levita, izay mitoetra tsy manan-draharaha hafa ao amin'ireo efi-trano; fa tsy maintsy ho amin'izany raharaha izany andro aman'alina izy.
Ko nga kaiwaiata ano enei, ko nga upoko o nga whare o nga matua o nga Riwaiti, i noho ratou i roto i nga ruma, a i noho watea ratou i era atu mahi i ta ratou na mahi hoki ratou i te ao, i te po.
Ireo dia lohan'ny fianakaviana tamin'ny Levita araka ny firazanany avy, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.
Na ko enei nga upoko o nga whare o nga matua o nga Riwaiti, ko nga upoko ano ratou i o ratou whakatupuranga: i noho enei ki Hiruharama.
Ary tao Gibeona no nonenan'i Jeiela, razamben'ny an'i Gibeona, ary ny anaran'ny vadiny dia Imaka;
I noho ano ki Kipeono te papa o Kipeono, a Teiere; ko te ingoa o tana wahine ko Maaka.
ary ny zanany lahimatoa dia Abdona, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nera, dia Nadaba,
Na, ko tana matamua ko Aparono, ko Turu hoki, ko Kihi, ko Paara, ko Nere, ko Natapa;
dia Gedora, dia Ahio, dia Zakaria, dia Miklota.
Ko Keroro, ko Ahio, ko Hakaraia, ko Mikiroto.
Ary Miklota niteraka an'i Simeama. Ary ireo koa niara-nonina tamin'ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.
Whanau ake ta Mikiroto, ko Himeana. I noho ano enei ki o ratou tuakana ki Hiruharama, ki te wahi e anga tonu ana ki o ratou tuakana.
Ary Nera niteraka an'i Kisy; ary Kisy niteraka an'i Saoly; ary Saoly niteraka an'i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala.
Whanau ake ta Nere, ko Kihi; whanau ake ta Kihi, ko Haora; whanau ake ta Haora, ko Honatana, ko Marihihua, ko Apinarapa, ko Ehepaara.
Ary ny zanakalahin'i Jonatana dia Meribala, ary Meribala niteraka an'i Mika.
Ko te tama a Honatana, ko Meripaara: whanau ake ta Meripaara, ko Mika.
Ary ny zanakalahin'i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza.
Na, ko nga tama a Mika; ko Pitono, ko Mereke, ko Taharea, ko Ahata.
Ary Ahaza niteraka an'i Jara; ary Jara niteraka an'i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an'i Moza;
Whanau ake ta Ahata, ko Iaraha; whanau ake ta Iaraha ko Aremete, ko Atamawete, ko Timiri; whanau ake ta Timiri, ko Mota;
ary Moza niteraka an'i Binea; ary Refaia no zanakalahin'i Binea, Elasa no zanakalahin'i Refaia, Azela no zanakalahin'i Elasa.
Whanau ake ta Mota, ko Pinea; ko tana tama ko Repaia; ko tana tama ko Ereaha; ko tana tama ko Atere.
Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy ka izao no anarany avy: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana; ireo no zanakalahin'i Azela.
Na tokoono nga tama a Atere, ko o ratou ingoa enei; ko Atarikama, ko Pokeru, ko Ihimaera, ko Hearia, ko Oparia, ko Hanana: ko nga tama enei a Atere.