I Chronicles 5

Ary ny zanakalahin'i Robena, lahimatoan'Isiraely (fa izy no lahimatoa; saingy ny nandotoany ny farafaran-drainy no nanomezana ny fizokiany ho an'ny zanak'i Josefa, zanak'Isiraely; nefa tsy voasoratra ho zokiny amin'ny fitantaram-pirazanana ireo;
Na, ko nga tama a Reupena matamua a Iharaira; ko ia hoki te matamua; heoi, i te mea i whakapokea e ia te moenga o tona papa, ka hotau tona matamuatanga ki nga tama a Hohepa, tama a Iharaira; na e kore te whakapapa e timata i te matamua.
fa Joda nisandratra noho ny rahalahiny, ary izy no nihavian'ny mpanapaka; nefa ny fizokiana kosa dia an'i Josefa ihany),
I nui ake hoki a Hura i ona tuakana, teina, he uri hoki nona te tino rangatira: otiia i a Hohepa te matamuatanga:
ny zanakalahin'i Robena, lahimatoan'Isiraely, dia Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy.
Ko nga tama a Reupena matamua a Iharaira; ko Enoka, ko Paru, ko Heterono, ko Karami.
Ny zanakalahin'i Joela dia Semaia, ary Goga no zanakalahin'i Semaia, Sirney no zanakalahin'i Goga,
Ko nga tama a Hoera; ko tana tama ko Hemaia, ko tana tama ko Koko, ko tana tama ko Himei;
Mika no zanakalahin'i simey, Reaia no zanakalahin'i Mika, Bala no zanakalahin'i Reaia,
Ko tana tama ko Mika; ko tana tama ko Reaia; ko tana tama ko Paara;
Bera no zanakalahin'i Bala, izay nobaboin'i Tiglato-pilesera, mpanjakan'i Asyria; izy no loham-pirenen'ny Robenita.
Ko tana tama ko Peeraha, ko tera i riro parau ra i a Tirikata Pirinehere kingi o Ahiria; he rangatira ia no nga Reupeni.
Ary ny rahalahiny araka ny fokony avy, raha nisaina ny firazanan'ny fireneny, dia Jeiela lohany sy Zakaria
Na, ko ona teina me o ratou hapu, ki te whakapapatia o ratou whakatupuranga; ko nga tino rangatira ko Teiere, ko Hakaraia,
ary Bela, zanak'i Azaza, zanak'i Sema, zanak'i Joela, izay nonina tao Aroera hatrany Nebo sy Balameona.
Ko Pera tama a Atata, tama a Hema, tama a Hoera, i noho nei ki Aroere a tae noa ki Nepo, ki Paarameono;
Ary nonina tany atsinanana hatrany akaikin'ny efitra ka hatramin'ny ony Eofrata izy; fa ny ombiny aman'ondriny nihamaro teny amin'ny tany Gileada.
I nohoia ano e ia te taha ki te rawhiti, tae noa ki te koraha e takoto mai ana i te awa i Uparati: no te mea i nui haere a ratou kararehe ki te whenua o Kireara.
Ary tamin'ny andron'i Saoly dia niady tamin'ny Hagarita izy ka naharesy azy; ary nonina an-day eran'ny ilany atsinanana rehetra amin'i Gileada izy.
Na i nga ra o Haora ka whawhaitia e ratou nga Hakari, hinga iho i o ratou ringa; noho ana ratou ki o ratou teneti i te whenua katoa o Kireara ki te rawhiti.
Ary ny taranak'i Gada nonina tandrifiny, teny amin'ny tany Basana hatrany Saleka;
Na ko nga tama a Kara i noho i te ritenga mai o to ratou i te whenua o Pahana tae noa ki Hareka:
Joela no lohany, dia Safama no manarakaraka, dia Janay sy Safata tany Basana.
Ko Hoera te upoko, muri iho ko Hapana, ko Taanai, ko Hapata i Pahana.
Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy dia Mikaela sy Mesolama sy Seba sy Joray sy Jakana sy Zia ary Ebera; fito izy.
Na, ko o ratou teina o nga whare o o ratou matua: ko Mikaera, ko Mehurama, ko Hepa, ko Torai, ko Takana, ko Tia, ko Epere, tokowhitu.
Ireo no zanakalahin'i Abihaila, zanak'i Hory, zanak'i Jaroa, zanak'i Gileada, zanak'i Mikaela, zanak'i Jesisay, zanak'i Jado, zanak'i Boza;
Ko nga tama enei a Apihaira tama a Huri, tama a Taroa, tama a Kireara, tama a Mikaera, tama a Tehihai, tama a Taharo, tama a Putu;
Ahia, zanak'i Abdiela, zanak'i Gony, no lohan'ny fianakaviany.
Ko Ahi tama a Apariere, tama a Kuni; ko te upoko ia o nga whare o o ratou matua.
Ary nonina tany Gileada sy tany Basana sy tamin'ny zana-bohiny ary tamin'ny tany rehetra an-tsisin'i Sardna manodidina izy.
A noho ana ratou ki Kireara o Pahana, ki ona pa ririki, ki nga taha ano o Harono, ki o ratou taha ki waho.
Ireo rehetra ireo dia nisaina araka ny firazanany tamin'ny andron'i Jotama, mpanjakan'ny Joda, sy tamin'ny andron'i Jeroboama, mpanjakan'ny Isiraely.
He mea whakapapa enei katoa i nga ra o Iotama kingi o Hura, i nga ra ano o Ieropoama kingi o Iharaira.
Ny taranak'i Robena sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen'i Manase, izay isan'ny lehilahy mahery, ka lehilahy mahatana ampinga sy sabatra ary mahahenjana tsipìka sady zatra ny miady, dia enim-polo amby fiton-jato amby efatra arivo sy efatra alina no isan'ny azo nalefa hanafika.
Ko nga tama a Reupena, ratou ko nga Kari, ko tetahi tanga o te hapu o Manahi, no te hunga toa, he hunga hapai i te whakangungu rakau, i te hoari, he hunga kopere i te kopere, e mahio ana hoki ki te whawhai, e wha tekau ma wha mano e whitu rau e ono tekau taua hunga i ahei te haere ki te whawhai.
Ary niady tamin'ny Hagarita sy tamin'i Jetora sy Nafisy ary Nodaba izy.
I whawhai hoki ratou ki nga Hakari, ki Ieturu, ki Napihi, ki Norapa.
Ary nombana hamely ireo izy, ka dia voatolotra teo an-tànany ny Hagarita mbamin'izay rehetra nomba azy, satria nitaraina tamin'Andriamanitra teo amin'ny ady izy, ary nekeny ny fangatahany noho ny fahatokiany Azy.
I awhinatia ano ratou ki te whawhai ki a ratou, a ka homai nga Hakari ki o ratou ringa, ratou ko o ratou hoa katoa: i karanga hoki ratou ki te Atua i te whawhaitanga, a tahuri ana ia ki a ratou; mo ratou i whakawhirinaki ki a ia.
Ary nobaboiny ny bibiny, dia rameva dimy alina sy ondry aman'osy dimy alina amby roa hetsy sy boriky roa arivo ary olona iray hetsy;
I riro ano hoki i a ratou a ratou kararehe; o a ratou kamera e rima tekau mano, o nga hipi e rua rau e rima tekau mano, o nga kaihe e rua mano, o nga tangata kotahi rau mano.
fa maro ny faty niampatrampatra, satria avy tamin'Andriamanitra ny ady. Ary nonina nandimby ireo izy mandra-pahatongan'ny namaboana azy kosa.
He tokomaha hoki i hinga, mate rawa: na te Atua hoki te whawhai; a noho ana ratou ki to ratou wahi a taea noatia te whakaraunga.
Ary ny taranaky ny antsasaky ny firenen'i Manase dia nonina tamin'ny tany; ary nihamaro izy hatrany Basana ka hatrany Bala-hermona sy Senira ary hatramin'ny tendrombohitra Hermona.
I noho ano nga tama a tetahi tanga o he hapu o Manahi ki te whenua; i tini haere ano ratou ki Pahana a tae noa ki Paaraheremona, ki Heniri, ki Maunga Heremona ano.
Ary izao no lohan'ny fianakaviany: Efera sy Jisy sy Eliala sy Azriela sy Jeremia sy Hodavia ary Jadiela; lehilahy mahery ireo ary malaza sady samy lohan'ny fianakaviany avy.
Na ko nga upoko enei o nga whare o o ratou matua; ara ko Epere, ko Ihi, ko Eriere, ko Atariere, ko Heremaia, ko Horawia, ko Tahariere, he hunga nunui, he marohirohi, he hunga ingoa nui, he upoko ano no nga whare o o ratou matua.
Ary nivadika tamin'Andriamanitry ny razany ireo, fa nijangajanga nanaraka ny andriamanitry ny tompon-tany, izay naringan'Andriamanitra tsy ho eo anoloany.
Na kua he ratou ki te Atua o o ratou matua, kua whai, kua puremu ki nga atua o nga iwi o te whenua i huna nei e te Atua i to ratou aroaro.
Ary Andriamanitry ny Isiraely namporisika an'i Pola, mpanjakan'i Asyria, sy Tiglato-pilesera mpanjakan'i Asyria, ka dia nobaboin'ireo ny Robenita sy ny Gadita sy ny antsasaky ny firenen'i Manase ka nentiny tany Hala sy Habora sy Hara ary tany amoron'ny ony Gozana ambaraka androany. Ny zanakalahin'i Levy dia Gersona sy Kehata ary Merary. Ary ny zanakalahin'i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela. Ary ny zanak'i Amrama dia Arona sy Mosesy ary Miriama. Ny zanakalahin'i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara. Eleazara niteraka an'i Finehasa; ary Finehasa niteraka an'i Abisoa; ary Abisoa niteraka an'i Boky; ary Boky niteraka an'i Ozy; ary Ozy niteraka an'i Zerahia; ary Zerahia niteraka an'i Meraiota; ary Meraiota niteraka an'i Amaria; ary Amaria niteraka an'i Ahitoba; ary Ahitoba niteraka an'i Zadoka; ary Zadoka niteraka an'i Ahimaza; ary Ahimaza niteraka an'i Azaria; ary Azaria niteraka an'i Johanana; ary Johanana niteraka an'i Azaria (ilay nanao fisoronana tao amin'ny trano nataon'i Solomona tany Jerosalema); ary Azaria niteraka an'i Amaria; ary Amaria niteraka an'i Ahitoba; ary Ahitoba niteraka an'i Zadoka; ary Zadoka niteraka an'i Saloma; ary Saloma niteraka an'i Hilkia; ary Hilkia niteraka an'i Azaria; ary Azaria niteraka an'i Seraia; ary Seraia niteraka an'i Jozadaka; ary dia lasan-ko babo Jozadaka, nony voatolotr'i Jehovah ho babon'i Nebokadnezara ny Joda sy Jerosalema.
Na ka whakaohokia e te Atua o Iharaira te wairua o Puru kingi o Ahiria, te wairua hoki o Tirikata Pirinehere kingi o Ahiria, a whakaraua ana ratou e ia, ara nga Reupeni, nga Kari, me tetahi tanga o te hapu o Manahi, a kawea ana ratou e ia ki Har aha, ki Haporo, ki Hara, ki te awa o Kotana a taea noatia tenei ra.