Ary ny tonian'ny rakitry ny mpanjaka dia Azmaveta, zanak'i Adiela; ary ny tonian ny trano firaiketana tany ambany vohitra, na tamin'ny tanàna, na tamin'ny vohitra, na tamin'ny tilikambo, dia Jonatana, zanak'i Ozia;
A király kincsének *gondviselője* vala Azmávet, az Adiel fia; a mezőkön, a városokban, a falvakban, a várakban való kincseknek pedig Jónatán, az Uzziás fia volt a *gondviselője;*