Ezra 2

Ary izao no olona amin'izany tany izany izay niakatra avy amin'ny fahababoana, izay nobaboin'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, ka nentiny ho any Babylona, ary niverina ho any Jerosalema sy Joda, samy ho any an-tanànany avy,
Men lis moun ki te kite peyi Babilòn pou yo tounen lavil Jerizalèm ak nan peyi Jida, chak moun nan lavil kote yo moun. Se moun sa yo wa Nèbikadneza te fè depòte nan peyi Babilòn.
dia ny olona izay niaraka tamin'i Zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Seraia sy Relaia sy Mordekay sy Bilsana sy Mispara sy Bigvay sy Rehoma ary Bana. Ary ny isan'ny lehilahy tamin'ny Isiraely dia izao:
Men moun ki te alatèt yo: Se te Zowobabèl, Jozye, Neemi, Seraja, Reelaja, Madoche, Bilchan, Mispa, Bigwayi, Reyoum ak Baana. Men lis moun nan pèp Izrayèl la, fanmi pa fanmi, ak kantite moun nan chak fanmi:
Ny taranak'i Parosy dia roa amby fito-polo amby zato sy roa arivo;
Nan fanmi Pareòch yo, demilsanswasanndouz (2.172) moun.
ny taranak'i Sefatia dia roa amby fito-polo amby telon-jato;
Nan fanmi Chefatya yo, twasanswasanndouz (372) moun.
ny taranak'i Ara dia dimy amby fito-polo amby fiton-jato;
Nan fanmi Arak yo, sètsanswasannkenz (775) moun.
ny taranak'i Pahatamoaba, avy tamin'ny zanak'i Jesoa sy Joaba, dia roa ambin'ny folo amby valon-jato sy roa arivo;
Nan fanmi Pakat Moab yo, pitit pitit Jechwa ak Joab, demilwitsandouz (2.812) moun.
ny taranak'i Eliama dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;
Nan fanmi Elam yo, mildesansenkannkat (1.254) moun.
ny taranak'i Zato dia dimy amby efa-polo amby sivin-jato;
Nan fanmi Zatou yo, nèfsankarannsenk (945) moun.
ny taranak'i Zakay dia enim-polo amby fiton-jato;
Nan fanmi Zakayi yo, sètsanswasant (760) moun.
ny taranak'i Bany dia roa amby efa-polo amby enin-jato;
Nan fanmi Bani yo, sisankarannde (642) moun.
ny taranak'i Bebay dia telo amby roa-polo amby enin-jato;
Nan fanmi Bebayi yo, sisanvenntwa (623) moun.
ny taranak'i Azgada dia roa amby roa-polo amby roan-jato sy arivo;
Nan fanmi Azgad yo, mildesanvennde (1.222) moun.
ny taranak'i Adonikama dia enina amby enim-polo amby enin-jato;
Nan fanmi Adonikan yo, sisanswasannsis (666) moun.
ny taranak'i Bigvay dia enina amby dimam-polo sy roa arivo;
Nan fanmi Bigwayi yo, demilsenkannsis (2.056) moun.
ny taranak'i Adina dia efatra amby dimam-polo amby efa-jato;
Nan fanmi Aden yo, katsansenkannkat (454) moun.
ny taranak'i Atera, avy tamin'i Hezekia, dia valo amby sivi-folo;
Nan fanmi Atè yo, (anvan sa Atè te rele Ezekyas) katrevendizwit moun.
ny taranak'i Bezay dia telo amby roa-polo amby telon-jato;
Nan fanmi Betzayi yo, twasanvenntwa (323) moun.
ny taranak'i Jora dia roa ambin'ny folo amby zato;
Nan fanmi Jora yo, sandouz (112) moun.
ny taranak'i Hasoma dia telo amby roa-polo amby roan-jato;
Nan fanmi Achoum yo, desanvenntwa (223) moun.
ny zanak'i Gibara dia dimy amby sivi-folo;
Nan fanmi Giba yo, katrevenkenz moun.
ny zanak'i Betlehema dia telo amby roa-polo amby zato;
Men lis moun ki te tounen dapre non lavil kote yo moun: Pou lavil Betleyèm, sanvenntwa (123) moun.
ny mponina tany Netofa dia enina amby dimam-polo;
Pou lavil Netofa, senkannsis moun.
ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato;
Pou lavil Anatòt, sanvenntwit (128) moun.
ny zanak'i Azmaveta dia roa amby efa-polo;
Pou lavil Azmavèt, karannde moun.
ny zanak'i Kiriat-arima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato;
Pou lavil Kiriyat-Jearim ansanm ak pou lavil Kefera ak pou lavil Beewòt, sètsankaranntwa (743) moun.
ny zanak'i Rama sy Gaba dia iraika amby roa-polo amby enin-jato;
Pou lavil Arama ak pou lavil Geba, sisanventeyen (621) moun.
ny mponina tany Mikmasy dia roa amby roa-polo amby zato;
Pou lavil Mikmas, sanvennde (122) moun.
ny mponina tany Betela sy Ay dia telo amby roa-polo amby roan-jato;
Pou lavil Betèl ak pou lavil Ayi, desanvenntwa (223) moun.
ny zanak'i Nebo dia roa amby dimam-polo;
Pou lavil Nebo, senkannde moun.
ny taranak i Magbisy dia enina amby dimam-polo amby zato;
Pou lavil Magbich, sansenkannsis (156) moun.
ny zanak'ilay Elama anankiray dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;
Pou lòt lavil Elam lan, mildesansenkannkat (1.254) moun.
ny taranak'i Harima dia roa-polo amby telon-jato;
Pou lavil Arim, twasanven (320) moun.
ny zanak'i Loda sy Hadida ary Ono dia dimy amby roa-polo amby fiton-jato;
Pou lavil Lòd ansanm ak pou lavil Adid ak lavil Ono, sètsanvennsenk (725) moun.
ny zanak'i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato;
Pou lavil Jeriko, twasankarannsenk (345) moun.
ny zanak'i Sena dia telo-polo amby enin-jato sy telo arivo.
Pou lavil Senaa, twamilsisantrant (3.630) moun.
Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak'i Jedaia, avy tamin'ny mpianakavin'i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;
Men lis prèt ki te tounen, dapre non fanmi yo: Nan pitit Jedaja, ki soti nan branch Jozye a, nèfsanswasanntrèz (973) moun.
ny taranak'Imera dia roa amby dimam-polo sy arivo;
Nan pitit Imè yo, milsenkannde (1.052) moun.
ny taranak'i Pasora dia fito amby efa-polo amby roan-jato sy arivo;
Nan pitit Pachou yo, mildesankarannsèt (1.247) moun.
ny taranak'i Harima dia fito ambin'ny folo sy arivo.
Nan pitit Arim yo, mildisèt (1.017) moun.
Ary ny Levita koa dia izao: Ny taranak'i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin'ny taranak'i Hodavia, dia efatra amby fito-polo.
Men lis moun Levi ki te tounen yo: Nan pitit Jechwa ak pitit Kadmyèl, ki soti nan branch fanmi Odavya a, swasannkatòz moun.
Ary ny mpihira koa dia izao; Ny taranak'i Asafa dia valo amby roa-polo amby zato.
Te gen sanvenntwit (128) sanba ki konn chante ak fè mizik nan tanp lan ki te tounen. Yo soti nan branch fanmi Asaf.
Ary ny taranaky ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak'i Saloma, ny taranak'i Atera, ny taranak'i Talmona, ny taranak'i Akoba, ny taranak'i Hatita, ny taranak'i Sobay, dia sivy amby telo-polo amby zato izy rehetra.
Te gen santrantnèf (139) moun ki pou sèvi gad nan pòtay Tanp lan. Yo soti nan branch fanmi Chaloum, branch fanmi Atè, branch fanmi Talmon, branch fanmi Akoub, branch fanmi Atita ak branch fanmi Chobayi.
Ary ny Netinima koa dia izao: Ny taranak'i Ziha, ny taranak'i Hasofa, ny taranak'i Tabaota,
Men lis moun yo te bay pou travay nan tanp Bondye a epi ki te tounen nan peyi a: moun fanmi Sika, moun fanmi Asoufa ak moun fanmi Tabayòt,
ny taranak'i Kerosa, ny taranak'i Siaha, ny taranak'i Padona,
moun fanmi Kewòs, moun fanmi Siyaa ak moun fanmi Padon,
ny taranak'i Lebana, ny taranak'i Hagabaha, ny taranak'i Akoba,
moun fanmi Lebana, moun fanmi Agaba ak moun fanmi Akoub,
ny taranak'i Hagaba, ny taranak'i Salmay, ny taranak'i Hanana,
moun fanmi Agad, moun fanmi Chamlayi ak moun fanmi Anan,
ny taranak'i Gidela, ny taranak'i Gahara, ny taranak'i Reaia,
moun fanmi Gidèl, moun fanmi Gaka ak moun fanmi Reaja,
ny taranak'i Rezina, ny taranak'i Nekoda, ny taranak'i Gazama,
moun fanmi Rezen, moun fanmi Nekoda ak moun fanmi Gazam,
ny taranak'i Oza, ny taranak'i Pasea, ny taranak'i Besay,
moun fanmi Ouza, moun fanmi Paseyak ak moun fanmi Besayi,
ny taranak'i Asna, ny taranaky ny Meonita, ny taranaky ny Nefisita,
moun fanmi Asna, moun fanmi Neounen ak moun fanmi Nefisim,
ny taranak'i Bakboka, ny taranak'i Hakofa, ny taranak'i Harora,
moun fanmi Bakbouk, moun fanmi Akoufa ak moun fanmi Awou,
ny taranak'i Bazlota, ny taranak'i Mehida, ny taranak'i Harsa,
moun fanmi Baslout, moun fanmi Mechisa ak moun fanmi Acha,
ny taranak'i Barkosa, ny taranak'i Sisera, ny taranak'i Tema,
moun fanmi Bakòs, moun fanmi Sisera ak moun fanmi Tamak,
ny taranak'i Nezia, ny taranak'i Hatifa.
moun fanmi Nezyak ak moun fanmi Atifa.
Ary ny taranaky ny mpanompon'i Solomona koa dia izao: Ny taranak'i Sotahy, ny taranak'i Sofereta, ny taranak'i Peroda,
Men lis moun nan branch fanmi domestik Salomon yo ki te tounen nan peyi a: moun fanmi Sotayi, moun fanmi Asoferèt ak moun fanmi Pewouda,
ny taranak'i Jala, ny taranak'i Darkona, ny taranak'i Gidela,
moun fanmi Yaala, moun fanmi Dakon ak moun fanmi Gidèl,
ny taranak'i Sefatia, ny taranak'i Hatila, ny taranak'i Pokereta-hazebaima, ny taranak'i Amy.
moun fanmi Chefatya, moun fanmi Atil, moun fanmi Pokerèt Azebayim ak moun fanmi Ami.
Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon'i Solomona dia roa amby sivi-folo amby telon-jato.
Konsa, men kantite moun ki soti nan fanmi travayè tanp lan ak domestik Salomon yo: antou sa te fè twasankatrevendouz (392).
Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia):
Men, te gen yon seri moun ki soti nan lavil Tèl Melak, lavil Tèl Acha, lavil Kewoub Adan, lavil Imè ki te moun nan peyi Babilòn epi ki te moute ansanm ak tout moun sa yo, atout yo pa t' ka fè konnen non zansèt yo ak non fanmi yo pou wè si yo te fè pati pèp Izrayèl la vre.
ny taranak'i Delaia, ny taranak'i Tobia, ny taranak'i Nekoda, dia roa amby dimam-polo amby enin-jato.
Se te pitit Delaya, pitit Tobija ak pitit Nekoda: antou sisansenkannde (652) moun.
Ary ny avy tamin'ny taranaky ny mpisorona dia izao: Ny taranak'i Habaia, ny taranak'i Hakoza, ny taranak'i Barzilay; nampaka-bady avy tamin'ny zanakavavin'i Barzilay Gileadita io, ka dia notononina araka ny anarany.
Konsa tou, pami prèt yo te gen moun fanmi Abaya, moun fanmi Akòz ak moun fanmi Bazilayi. Zansèt Bazilayi sa yo te marye ak yon fanm nan fanmi Bazilayi, moun Galarad. Se konsa yo te pran non papa manman yo.
Ireo no nitady ny soratra filazana ny razany, fa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin'ny fisoronana.
Sa ki pa t' ka jwenn rejis pou moutre ki moun ki zansèt yo, yo pa t' asepte yo pou prèt.
Ary ny governora nilaza taminy fa tsy mahazo mihinana ny zavatra masina indrindra izy mandra-pitsangan'izay mpisorona anankiray mitondra ny Orima sy Tomima.
Gouvènè jwif la te di yo yo pa t' kapab manje nan manje yo mete apa pou Bondye a toutotan pa t' gen prèt ki konn sèvi ak Ourim yo ansanm ak Tourim yo pou wè sa Bondye vle.
Ny tontalin'ny olona rehetra dia enim-polo amby telon-jato amby roa arivo sy efatra alina,
Antou nèt, te gen karanndemil tousanswasant (42.360) moun ki tounen nan peyi a.
afa-tsy ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny fito amby telo-polo amby telon-jato sy fito arivo; ary nisy mpihiralahy sy mpihiravavy roan-jato teo aminy;
Avèk yo te gen sètmil twasantrannsèt (7.337) gason ak fanm ki te sèvi yo domestik. Te gen tou desan (200) gason ak fanm ki te konn fè misik ak chante.
ny soavaliny dia enina amby telo-polo amby fiton-jato; ny ampondrany dia dimy amby efa-polo amby roan-jato;
Te gen sètsanswasannsis (766) chwal, desankarannsenk (245) milèt,
ny ramevany dia dimy amby telo -polo amby efa-jato; ny borikiny dia roa-polo amby fiton-jato sy enina arivo.
katsantrannsenk chamo (435) ak simil sètsanven (6.720) bourik.
Ary ny sasany tamin'ny lohan'ny fianakaviana, rehefa tonga tao an-tranon'i Jehovah tany Jerosalema, dia nanatitra tamin'ny sitrapo hananganana ny tranon'Andriamanitra eo amin'ilay efa niorenany.
Lè yo rive nan tanp Seyè a, lavil Jerizalèm, gen kèk chèf fanmi ki fè ofrann pa yo pou ede rebati tanp lan sou menm anplasman kote li te ye a.
Nanome araka izay nananany avy izy hanampy ny vola voavory hanaovana ny asa, dia darika volamena arivo sy enina alina ary mane volafotsy dimy arivo ary akanjo-mpisorona zato.
Yo bay tou sa yo te ka bay pou travay la: sèzmil senksanven (16.520) ons lò, sandisètmil (117.000) ons ajan ak san (100) gwo rad pou prèt yo mete sou yo.
Ary samy tafapetraka teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny sasany tamin'ny vahoaka sy ny mpihira sy ny mpiandry varavarana ary ny Netinima, dia ny Isiraely rehetra samy tao an-tanànany avy.
Prèt yo, moun Levi yo ak kèk moun nan pèp la al rete lavil Jerizalèm ak nan vwazinaj lavil la. Mizisyen yo, gad yo ak travayè tanp yo al rete nan lavil ki pa twò lwen kapital la. Tout rès pèp Izrayèl la al rete nan lavil kote yo moun.