От птиците според вида им, от добитъка според вида му, и от всички пълзящи земни животни според вида им — по две от всички да влязат при теб, за да им опазиш живота.
Ny vorona, samy araka ny karazany avy; ary ny biby, samy araka ny karazany avy, ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany, samy araka ny karazany avy, dia, roa avy samy araka ny karazany avy, dia roa avy isan-karazany no hankeo aminao hovelomina.